Higadona afaka roa herinandro ny Foire Internationale de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche (FIA) 2025. Continuer la lecture
Catégorie Actus
PADDI: Ampifandanjana ny fiarovana ny faritra arovana sy ny fampandrosoana
Natao ny 4 ka hatramin’ny 9 Aogositra 2025 tany Ampefy ny fanofanana mpanao gazety miisa folo, avy amin’ny haino aman-jery samihafa ho lasa « agent de changement ». Continuer la lecture
STARTIMES: Baolina kitra sy ny angovo azo avy amin’ny masoandro, vahaolana roa ho an’ny tokantrano
Ny StarTimes no fahitalavitra ofisialy amin’ny taom-pilalaovana 2025–2026 ho an’ireo fifaninanana lehibe indrindra eran-tany amin’ny baolina kitra, toy ny LALIGA, Bundesliga, ROSHN Saudi League ary andrasan’ny maro ny Carabao Cup. Continuer la lecture
CABINET DE CONSEIL EN MANAGEMENT : Manampy amin’ny fanatsarana ny fitantanana orinasa
Impito misesy no nahazoan’ny FTHM Consulting ny ISO 9001. Continuer la lecture
FITAOVANA NATOLOTRY NY FAPBM HO AN’NY MNP : Dingana iray amin’ny fitantanana ny afo
Natolotry ny FAPBM ho an’ny MNP ny kitapo fitoeran-drano hamonoana afo. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Fihetsika feno firaisankina ho fanarenana ny tsenan’ny Sabotsy
Taorian’ny nahamay ny tsenan’ny Sabotsy tao Antsirabe ny 21 jolay 2025, izay tsena lehibe indrindra amin’iny faritra iny dia nanome tolon-tanana sy nanamafy indray ny fandraisany andraikitra ny Orange Madagascar. Continuer la lecture
MVola: Manova tsikelikely ny fiainan’ny Malagasy andavanandro
Efa ho 15 taona izay, fanao mahazatran’ny Malagasy ny maka finday, manokatra MVola, ary mandoa vola. Ankehitriny, tena tsotra sy haingana ny fiatrehana ny andavanandro ho an’ny Malagasy, noho ny MVola. Continuer la lecture
ENTREPRENEURIAT : La 4ème édition du Club Clients SIPEM BANQUE réunit les entrepreneurs d’Antananarivo Avaradrano
Fidèle à son positionnement de banque partenaire des entrepreneurs et des PME à Madagascar, SIPEM BANQUE a eu le plaisir de tenir la quatrième édition de son « Club Clients » le 24 Juillet 2025 à Antananarivo, après un passage à Antsirabe et à Tamatave. L’objectif de l’évènement reste inchangé : servir de plateforme de dialogues et d’échanges aux divers acteurs économiques locaux, et cela dans un cadre convivial et fécond en opportunités. Continuer la lecture
PR RATSIMBAZAFY JONAH : “Tsy voatery hikitika ny ao amban’ ny tany isika raha voakarakarantsika tsara ireo varika”
Tsy hita afa-tsy eto Madagasikara ny 20 % ny “primates” manerantany. Continuer la lecture
FAHALEOVANTENA ARA-ANGOVO : Afaka mandoa tsikelikely ny vidin’ny fitaovana ahazoana herinaratra avy amin’ny masoandro ny isan-tokantrano na orinasa miaraka amin’ny SIPEM Banque
« Ny vidiny no sakana tsy ahafahan’ny daholobe misitraka ireo fitaovana ahazoana angovo avy amin’ny herin’ny masoandro », hoy i Rabearisaona Fitahiana, « Ingénieur commercial » eo anivon’ny SOLARMAX, orinasa malagasy miompana amin’ny fitsinjarana fitaovana momba ny angovo avy amin’ny masoandro. Continuer la lecture





















