Feno telo taona amin’ity taona 2022 ity ny « noely mizara hafaliana ». Continuer la lecture
Catégorie Actus
FIKAMBANANA PORTE BONHEUR : Feno hafaliana ireo mpianatra sy ray aman-drenin’ny mpianatra ary mpampianatra miisa 400
« Mizara hasambarana ». Izay no fanirian’ny fikambanana “Porte Bonheur”. Izay rahateo no dikan’ny anaran’ity fikambanam-behivavy hivondranan’ireo reny tsara sitrapo ao amin’ny kaominina Alasora. Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR: Mihoatra ny 15 % ny fihenam-bidy amin’ireo entana ilaina amin’izao fetin’ny noely izao
Akanjo,kiraro, kilalao, sakafo, kojakojan-dakozia. Hita eny amin’ny Grande Braderie de Madagascar avokoa izany amin’izao ankatokin’ny fetin’ny noely sy faran’ny taona izao. Continuer la lecture
AIRTEL MADAGASCAR « Mahazo Arivo, Arivo Mahazo 2023 »: Une multitude de lots à gagner et un gros lot de 5 000 000 Ariary
Airtel Madagascar a lancé ce mardi 20 décembre 2022 l’édition 2023 du jeu « Mahazo Arivo, Arivo Mahazo ». Dédié aux utilisateurs du réseau, celui-ci s’organisera du 12 Décembre 2022 au 07 Mai 2023. Continuer la lecture
ORANGE MIRAY FO: Fianakaviana sy ankizy sahirana ary marary 2.300 hianoka ny fetin’ny noely am-pifaliana
Hetsika fanaon’ny Orange Madagascar amin’ny alalan’ny fikambanany ara-tsosialy Orange Solidarité Madagascar (OSM) isan-taona ny “noely firaisankina” na “Noël soildaire”. Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR: Ambohipiahaonan’ny mpianakavy
Hanomboka ny alarobia 21 desambra 2022 ary tsy hifarana raha tsy ny 24 desambra 2022 ny Grande Braderie de Madagascar. Tontosaina eny amin’ny kiajan’ny Barea Mahamasina ity hetsika karakarain’ny Mada Vision ho an’ny fetin’ny noely sy faran’ny taona ity. 150 ny trano heva hivarotra ireo entana ilaina amin’izao vanim-potoana ny fety izao toy ny akanjo, kiraro, kilalao ho an’ny ankizy, kojakoja ao an-dakozia… “Iharan’ny fihenambidy 15 % avokoa ireo entana amidy. Misy aza mihoatra ny 15 % ”, hoy Ramanantsoa Harilala, mpikarakara. Nambarany fa ambohipihaonan’ny mpianakavy ny Grande Braderie satria hita amin’ny toerana iray avokoa ireo entana ilaina sady afaka miantsena am-pilaminana ny mpitsidika noho ny fisian’ny “parking” sy ny mpiambina. Manomboka amin’ny 8 ora maraina ny vavahady no misokatra ary mihidy amin’ny 7 ora hariva.
Ra-Nirina
AIRTEL MADAGASCAR : Hiaraka hamarana ny taona 2022 miaraka amin’i Jaojoby, Faniry Tana Group sy DJ CYMCE
“Tohiny ny fanohanana ny hetsika ara-kolontsaina eto Madagasikara ny fanohanan’ny Airtel ny The Prestigious Time. Manohana ity fetin’ny faran’ny taona ity ny Airtel Madagascar ho famaranana ny taona 2022 miavaka indrindra. Efa nandritra ny fotoana ela no tsy nitsahatra nanohana hetsika ara-java-kanto sy nanakaiky ny mpanjifa miaraka amin’ireo mpanakanto sangany izahay. Amin’io fotoana io dia ampahafantatra bebe kokoa ireo vokatra hampifandraisana ny Malagasy eto an-toerana na any ivelany izahay. Anisan’izany ny tolotra internet Fast Connect sy ny Airtel Money”, hoy i Ratsimbarison Anna, tomponandraikitry ny serasera eo anivon’ny Airtel Madagascar. Nohamafisiny fa efa an-taonany maro ny Airtel Madagascar no nandray anjara tamin’ny fampiroboroboana ny kanto sy ny kolontsaina, ny fanohanana ireo manan-talenta ary ny fanomezana fahafaham-po ny vahoaka malagasy sy ireo mpanjifany hianoka fotoana feno fifampizarana sy fihetseham-po miaraka amin’ireo mpanakanto ankafiziny avy eto an-toerana na any ivelany.
« Adidinay ny mampifaly ny mpankafy », hoy i Jaojoby, mpanjakan’ny salegy nandritra fampahafantarana ny fety faran’ny taona The Prestigious Time. Anisan’ireo mpanakanto hanafana ity lanonana famaranana ny taona 2022 sy fitsenana ny taona vaovao 2023 i Jaojoby. Efa ho 10 taona mahery ny tarika no tsy nanao fampisehoana ho an’ny fetin’ny faran’ny taona teto Madagasikara. « Amin’ny mpampandihy anay dia hampifaly ny mpankafy ny tarika Jaojoby. Tsy amin’ny alalan’ny salegy ihany fa hiara-hitotorebika amin’ny alalan’ireo gadona malagasy toy ny tsapiky, mangaliba, bahoejy ihany koa isika amin’io fotoana io. Irariana ho salama vatana isika rehetra », hoy hatrany ny mpanjakan’ny salegy nandritra ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety , ny zoma 16 desambra 2022 teny Alarobia Ivandry. Ankoatra azy dia hanafana ny alin’ny 31 desambra 2022 eny amin’ny Carlton Anosy ihany koa i Faniry ao amin’ny Tana Group sy DJ CYMCE. Samy hahazo ny anjara tandrifiny ireo mpanatrika ny The Prestigious Time satria hampandihy amin’ny alalan’ireo mozika nanamarika vanim-potoana maro i Faniry amin’ny maha mpampandihy azy. Ho fety tsy hay adinoina ihany koa ny The Prestigious Time satria hampihanoka fety mahafinaritra ihany koa ny DJ CYMCE noho ny fahazainy mikosoka kapila sy mandrindra ireo karazan-kira.
Efa azo jifaina ao amin’ny Ticket Place sy eny amin’ny Mass-in ny tapakila famandrihan-toerana amin’ny The Prestigious Time. 275.000 Ariary ny sarany raha manjifa izany alohan’ny 26 desambra 2022, araka ny fanazavan’ny mpikarakara. 300.000 Ariary kosa raha aorian’izany ary 175.000 Ariary ho an’ny zaza latsakin’ny 12 taona.
Ra-Nirina
MADAGASCAR FASHION WEEK OCEAN INDIEN: Une semaine pour vivre une expérience de mode hors du commun
La huitième édition de Madagascar fashion week océan indien (MFWOI) se tiendra le 14 au 16 décembre 2022 à l’hôtel Radisson Ambohijatovo. MFWOI présentera la collection automne hiver 2023-2023 et proposera une série de vente et expositions, échanges, conférences débats thématiques et de défilés. La mode y sera au premier plan et la population aura la chance de vivre l’expérience d’une semaine de la mode. Ce festival de mode aura pour but de sensibiliser la population Malagasy et de la région, au talent des designers originaires de la région mais aussi de ses coups de cœur. « Nous avons la crème de la crème! Nous voulons de paysager les gens et leur créer une ambiance mode hors du commun. Nous n’avons pas toujours la chance de vivre une ‘’fashion week’’ comme à Londre, et on se dit que les gens vont vraiment prendre plaisir à rentrer dans cette bulle, le temps de quelques jours! Il y a beaucoup de positif autour de cet évènement, tant du public que des designers! », affirme Alexandre Rakotoson, Founder and General Manager de l’évènement, lors de la conférence de presse, ce mercredi 7 décembre 2022. MFWOI est ainsi une plateforme de mise en réseau dédiée aux designers, stylistes-modelistes et créateurs du monde entier ainsi qu’aux professionnels de la mode et particuliers.
L’évènement sera divisé en sept sections :
MFWOI SHOPPING
Un espace de 800m2 sera consacré à la mise en valeur de 20 créateurs venus des quatre coins du monde. « Vous retrouverez du prêt à-porter, des bijoux, des accessoires de mode et de la décoration d’intérieur issus des tendances internationales des diversités et de mixité ». Chacun des créateurs représentés s’inscrit dans une démarche de production éco-responsable et de d’éco-qualité.
MFWOI RUNWAY
Les journées seront rythmées par des ventes et expositions présentant les collections de jeunes et nouveaux créateurs vus pour la 1ère fois à Madagascar.
MFWOI BEAUTY & RELOOKING:
Un espace où les visiteurs pourront se faire chouchouter et conseiller par une équipe de professionnels de la beauté et du relooking.
MFWOI MEDIA:
Un espace de travail doté d’une connexion Wifi sera mise à disposition des médias et des bloggers .
MFWOI MEETING:
Un espace de conférence/débat thématique entre des prescripteurs de mode et le public.
MFWOI LINK:
Avec son espace de networking, Mfwoi Labo Link permet la rencontre et l’échange entre les différents acteurs du milieu (photographes,mannequins,maquilleurs,createurs,bloggueurs,…)
MFWOI SCHOOL:
STAGE – EMPLOI – CARRIÈRE
Un espace dédié à l’information sur les études en partenariat avec les centres de formation et ou academy de mode à l’extérieur…
Lynda A.
STARTIMES: Efa mihanoka ny fetin’ny noely sahady ny mpanjifa
Rehefa volana desambra dia fetin’ny Noely no mby ao an-tsaina. Fety manan-danja indrindra ho an’ny mpianakavy tokoa ny Noely noho izy mampanjaka ny fifampizarana sy ny fifaliana. Continuer la lecture
TANY MISORATRA AMIN’NY MPANJANATANY: Voatery miala amin’ny tany namboleny ireo fokonolona ary alain’ireo milaza ho tompony an-keriny ny voly nambolen’izy ireo
Enim-bolana izay no nahavitan’ny fikaonandoham-pirenena momba ny fananantany. Nanantena vahaolana tamin’izany ireo tantsaha sy fokonolona nanajary ireo tany mbola misoratra amin’ny mpanjanatany taloha (colon). Tsy mbola nisy anefa izany hatramin’izao. Continuer la lecture





















