“Tonga izao no fotoana hanaovana fanatsarana ny rafi-pifidianana na “système électoral” malagasy mba hanamafisana kokoa ny fahefan’ny olom-pirenena”, hoy ny fanambarana nataon’ny KMF/CNOE – Fanabeazana olom-pirenena, ny 20 jona 2024, teny Antanimena. Continuer la lecture
Catégorie Actus
INSTITUT DE LA VISION DE MADAGASCAR : Hanangana ivon-toeram-pampiofanana mpitsabo maso
Tsy ampy ny dokotera misahana ny fitsaboana maso eto Madagasikara. 50 fotsiny no isan’ny ophtalmologue eto amintsika, araka ny tarehimarika nomen’ny Institut de la Vision de Madagascar (IVM). Continuer la lecture
FAMPANANAN’ASA NY TANORA: Asa amin’ny sehatry ny nomerika an-jatony no itadiavana mpiasa mandritra ny Zah@Geek
Tosika hanamorana ny fitadiavana asa. Marobe ireo orinasa mitady mpiasa amin’ny sehatry ny nomerika saingy mbola vitsy ny olona manana fahaizana momba izany. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Orinasa tomponandraikitra amin’ny lafiny sosialy
Singa iray ao anatin’ny fandraisana andraikitry ny sehatra tsy miankina ho an’ny tombontsoan’ny fiarahamonina na Responsabilité Sociétale des Entreprises (RSE) ny politikan’ny fividianana entana manaja ny fenitry ny fampandrosoana maharitra (achats responsables). Continuer la lecture
MPANOHANA NY KANDIDA RAZANAMAHASOA CHRISTINE : Mitaky ny hanafoanana ny vato azon’ny kandida IRMAR
Be dia be loatra ny fandikan-dalàna nandritra ny fifidianana solombavambahoaka, araka ny fanambaran’i Ratolojanahary Maharavo na i Doudou, mpanohana an’i Razanamahasoa Christine, kandida tao amin’ny disitrikan’Ambatofinandrahana. Continuer la lecture
UN FESTIF EURO 2024 AVEC BAOLAI
Avec les Fête des Pères et du 26 Juin qui arrivent à grand pas, le domaine de l’électroménager reste le péché mignon des malagasy. Continuer la lecture
FONDATION AKBARALY: Asa tena maika ny fanohizana ny fanentanana sy fitiliana momba ny homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza
Ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza no voalohany amin’ny homamiadana mahafaty olona be indrindra eto Madagasikara. 4060 ny tranga vaovao ary 2.690 ny vehivavy maty vokatr’io aretina io. Continuer la lecture
FITRANDRAHANA ELADRANO SY NY TONTOLONY : Mitrandraka hatramin’ny zaza sy ny ankizy
Fahaefatra mpanodrana eladrano na « Mica » maneran-tany i Madagasikara. Mampiasa zaza sy ankizy betsaka ny fitrandrahana azy eto amintsika. Maro ity harena an-kibon’ny tany ity eto Madagasikara fa any Atsimo no tena misy azy. Mahavoan’ny aretina Raboka na « tuberculose » ny fitrandraha azy rehefa tsy misy fitaovana fiarovana. Continuer la lecture
NOUVELLE FORMULE DE CARBURANT : TotalEnergies lance Excellium Formule 04, un carburant qui permet de faire plus de kilomètre, nettoie le moteur, et réduit l’émission de CO2
Un carburant de qualité supérieure avec trois avantages. Dans le cadre de la célébration de ses 100 ans, TotalEnergies a promis de continuer à innover. Continuer la lecture
VALORISATION DES DECHETS : Alpha Ciment signe un partenariat avec le parc naturel d’Ivoloina pour la donation de ses rebuts de ciment
Dans le cadre de ses actions en faveur de la préservation de l’environnement, Alpha Ciment a récemment conclu un accord de partenariat avec le parc naturel d’Ivoloina le 5 juin 2024 pour la donation de ses rebuts collectés pendant le processus de fabrication et de manipulation de ciment. Continuer la lecture





















