Le RCI est une organisation répartie dans plus de 200 pays. Il est constitué de 530 districts à travers le monde. Chaque district a un Gouverneur.
Catégorie Actus
Boanoro Victor Henri : CSR lasa CFM
Azo lazaina ho Atoa Boanoro Henri Victor no zandriolona indrindra tao amy CSR na Conseil Supreme de la Révolution nandritra ny Repoblika Faharoa. Ny taona 1984 izy no notendren’ny Filoha Ratsiraka ho CSR ary mbola tanora tokoa satria vao 34 taona monja izy tamin’izay. Continuer la lecture
ISPM: Mahaliana ny mpianatra ny lalam-piofanana momba ny serasera sy ny fifandraisan-davitra.
Ao anatin’ny fitadiavana ny oniversite mifandraika amin’ny lalam-piofanana hanohizana ny fianarana ireo mpianatra vao afaka fanadinana bakalorea farany teo. Betsaka ireo mpianatra no liana amin’ny lalam-piofanana momba ny fifandraisan-davitra sy ny serasera. Anisany lalam-piofanana be mpanontany indrindra teo amin’ny trano heva nisy ny Institut Supérieur de Polytechnique de Madagascar (ISPM) izy ity. Nambaran’ny Talen’ny fitantanana sy ny vola an’ny ISPM, Aimée RAZAFINDRAHETY fa mirona kokoa amin’ny fivoaran’ny teknolojia ny mpianatra amin’izao fotoana izao. Continuer la lecture
Razaka Oliva au CFM : Compatibilité de fonctions
Etre homme d’église (pas nécessairement prêtre) et journaliste peuvent être combinés, et l’assertion a fait ses preuves pour ne citer que l’exemple du célèbre Rémi Ralibera. Sans vouloir forcer à justifier l’adage de «l’histoire qui se répète», l’accession de Razaka Oliva au sein du CFM ne contredit pas ce fait. Continuer la lecture
Toilettage du gouvernement : Du neuf avec du vieux !
Alors que d’aucuns s’attendaient à un véritable remaniement où les incapables ou ceux qui n’ont aucunement l’intention de démissionner seront limogés, l’on a constaté lors du conseil des ministres de la semaine dernière qu’il a été plutôt question d’un simple toilettage du gouvernement Solonandrasana par le président de la République, puisque les partants iront occuper d’autres postes importants tant à l’extérieur qu’à l’intérieur, comme l’a bien souligné le Secrétaire général de la Présidence lors de la lecture du décret de nomination des nouveaux ministres.
Mpikambana ao amin’ny FFM : Anisan’izany Razaka Oliva
50% no Mpanao gazety tafita tamin’ny fifantenana izay ho mpikambana amin’ny CFM. Ny zokiolona Latimer Rangers faritra Androy, ny tanoranora Maka Alphonse faritra Anosy, ny nahazohazo taona Razaka Oliva,fantatry ny besinimaro hoe Rabevolombava, faritra Analamanga. Enina mianadahy no nirotsaka.
MIFANARAHA ISIKA MALAGASY…
Efa manomana fifidianana ho filoham-pirenena ireo kandidà mieritreritra ny andray an-jara amin’izany fifidianana izany. Nisy mihitsy ny efa nanambara ny hilatsahany am-pahibe maso. Ny hafa kosa na mbola tsy miteny aza, efa miseho vahoaka sy miezaka hamory vahoaka. Continuer la lecture
BRIGADE CRIMINELLE: Tratra ireo mpiray tsikombakomba amin’ny mpangalatra.
Nanao fidinana tampoka teny Analakely nataon’ny Polisy misahana ny fikarohana, telo mianadahy no tra-tehaka. Vehivavy mpitantana orinasa misahana manokana momba ny finday ny iray ary lehilahy tompona “Kiosque” sy mpanampy azy kosa ny roa hafa. Continuer la lecture
SYMBION POWER: Noho ny fanarenana, mamokatra herinaratra 40MW ny ao Mandroseza
Raha 02 MW fotsiny ny herinaratra vokarin’ny milina mpamokatra herinaratra ao amin’ny foibem-pamokarana angovo Mandroseza, niakatra 40 MW izany ankehitriny. Noho ny fiaraha-miasan’ny fanjakana tamin’ny orinasa SYMBION Power, nohavaozina ireo milina efatra simba. Continuer la lecture
AIR MADAGASCAR : Un retour à l’équilibre de la compagnie nationale.
La date butoir de la mise en place des éléments financiers, matériels pour la réalisation du partenariat stratégique entre la compagnie aériennes Air Madagascar et Air Austral serait en mois d’octobre. Le Président Directeur d’Air Austral, Marie Joseph Malé a rencontré le conseil d’administration d’Air Madagascar et son comité d’entreprise pour présenter son plan business stratégique. Continuer la lecture





















