Catégorie Actus



FAKANA HETRA 0,5 % AMIN’NY FIFANANKALOZANA ARA-BOLA AMIN’NY FINDAY : Ho voa mafy ny mpanjifa, hiteraka fiakaran’ny vidim-piainana


Manohitra tanteraka ny fakana hetra 0,5 % amin’ny fifanankalozana ara-bola amin’ny alalan’ny finday (transaction mobile money), ho an’ny vola  maherin’ny 150.000 Ariary ireo  orinasa telo misehatra amin’ny fikirakirana vola amin’ny finday eto Madagasikara – Mvola, Orange Money sy Airtel Money, araka ny fanambarana navoakan’izy ireo ny 19 novambra 2024. Continuer la lecture


HOMAMIADAN’NY THYROÏDE :Sitrana tanteraka i Ida Prisca, tovovavy 25 taona kanefa teo amin’ny dingana ratsy indrindra ny aretiny


Version Fançaise              Version Anglais

Efa enin-taona no nisoko mangina tao anatin’i Rafiankinantsoa Hanitriniala Ida Prisca homamiadan’ny “thyroïde » saingy tsy nahafantatra izany izy raha tsy ny taona 2022. Nanomboka sempotra sy kendakenda ity tovovavy vao erotrerony ity, ny volana oktobra 2022. Continuer la lecture


CANCER AVANCE DE LA THYROÏDE : Une guérison miraculeuse pour Ida Prisca, une jeune femme de 25 ans


Version Malagasy         Version Anglais

Rafiankinantsoa Ida Prisca, une jeune femme de 25 ans, raconte  son combat contre le cancer de la thyroïde après une  découverte tardive de la maladie en 2022. Malgré un diagnostic avancé, elle a bravé la maladie et reprend sa vie en mai.

Cela fait six ans que Rafiankinantsoa Hanitriniala Ida Prisca souffre du cancer de la thyroïde, mais elle ne l’a découvert qu’en 2022. Cette jeune fille de 25 ans a commencé à éprouver des difficultés respiratoires et de la fatigue en octobre 2022. Continuer la lecture


ADVANCED THYROID CANCER: A Miraculous Recovery for Ida Prisca, a 25-Year-Old Woman


Version Malagasy         Version Fançaise

Rafiankinantsoa Ida Prisca, a 25-year-old woman, shares her journey of battling thyroid cancer after a late diagnosis in 2022. Despite the advanced stage of the disease, she courageously faced the challenge and resumed her life in May.

For six years, Rafiankinantsoa Hanitriniala Ida Prisca unknowingly suffered from thyroid cancer, only discovering it in 2022. The 25-year-old began experiencing breathing difficulties and fatigue in October 2022, at the age of 23. Her health deteriorated rapidly, with worsening breathing issues that led to her being rushed to the hospital. Continuer la lecture


HALATR’OMBY AO AMIN’NY FARITRA SOFIA: Omby 300 mahery no azo tao amin’ny kijana fanefanana omby maloto ao Betomendry


Nanatanteraka hetsika fampandriana fahalemana ny faritra Sofia, indrindra ny distrikan’Antsohihy manoloana asan-dahalo sy halatr’omby ny vondrontobimpileovan’ny zandarimaria Sofia  miaraka amin’ny vatan-dehilahy miisa 500 ny herinandro lasa teo. Omby 300 no tratra tao amin’ny kijana fanefanana omby maloto tao Betomendry. Continuer la lecture