“Aoka ho samy ho tony”. Efa misy ny fandaminana eo anivon’ny zandarimariam-pirenena mandritra ny fanomanana ny fanadinana bakaloera “session » faharoa. Na eo amin’ny fiarovana ny toerana natokana handrafetana ny laza adina na ny fitaterana izany manerana ny foibem-panadinana dia hohamafisina ny fandraisana andraikitra eo anivon’ny zandarimariam-pirenena. Continuer la lecture
Catégorie Actus
FANAMPIANA NY MAHA OLONA: Ho haingana kokoa ny famoahana azy eny amin’ny seranan-tsambo
Firenena marefo amin’ny loza voanjanahary sy ny fiovan’ny toetr’andro i Madagasikara. Betsaka ireo olona manome fanampiana ho an’ireo traboina saingy misy amin’izy ireny no mihitsoka ao amin’ny seranan-tsambo satria mifanaraka amin’ny filàna hiatrehana ny voka-dratsin’ny loza voanjanahary akory. Continuer la lecture
FANDRAHARAHANA ARA-TSOSIALY 2019 : Tetikasa Telo tsara indrindra notoloran’ny orange loka
Hiatrika ny famaranana amin’ny « Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient (POESAM) atao any Cap Town , Afrika atsimo ny Alarobia 13 Novambra 2019 ao anatin’ny AfricaComAwards ny tetikasa malagasy iray. Continuer la lecture
BETAFO ANTSIRABE : Olan’ny rano fisotro madio
Tsy mety milamina araky ny nambaran-dRa-THEO (FIBEMIH), mpitarika ny fiarovana ny Zon’ny mpanjifa ao Betafo ny fomba fitantanana ny rano fisotro madio ao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Betafo, satria mitongilana mankany amin’ny mpitantana ny rano fotsiny hatrany ny fiarovan’ny tompon’andraikim-panjakana ao an-toerana sy ny eo anivon’ny Sampandraharaham-paritry ny Rano Vakinankaratra ny zo sy ny tombontsoa fa tsy misy fijerevana velively ny zo sy ny tombontsoan’ny Mpanjifa!
Baka : Tsy haintsika ny manala azy
Mandritra ny sivy volana eo ho eo ny tanora no manomana ny fanadinana baccalauréat rehefa tody eo amin’ny 12 taona ngarangidina nianarana hatrany amin’ny garabola. Misy ny hambinina kokoa, na mitsambikimbikina dia ikohizan’ny mpiray monina fa mahay sy tapitr’ohatra ka na dia vao 13 taona monja àry ilay « zaza » dia hiatrika io fanadinana io. Tsara izany e ! Continuer la lecture
Tetikasa Tanamasoandro : Iza no mety hahazo tombotsoa amin’izany ?
Misy fanamboarana « tanàn-dehibe vaovao » maro ao amin’ny laminasan’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, anisan’izany ny tetikasa Tanamasoandro. Ity tetikasa, izay voalohany amin’ny maro mbola ho avy, dia mikendry ny hanala ny fahatsetsenan’ny renivohitra Antananarivo. Misy mponina, anatin’izany ireo mpamboly sy tantsaha izay ho totofana ny tanimbariny, tompontany nefa ho esorina amin’ny taniny, maneho ny fanoherany mba hiarovana ny zony hanohy hamboly eo amin’ireo tany ireo.
ADY AMIN’NY FIOVAN’NY TOETRY NY ANDRO : Ny firenena toa an’i Madagasikara no antenain’ny firenena mandroso
Tsikaritra fa ny vahiny no tena mirodorodo mamatsy vola sy miasa eto Madagasikara momba ny fikajiana ny tontolo iainana sy ny ady amin’ny fiovan’ny toetry ny andro. Tetikasa maro no mahazo famatsiam- bola. Anisan’izany ny tetikasa PAGE/GIZ izay vatsian’ny vondrona eraopeanina vola .
Zava-kendren’ny PAGE/GIZ sy ny tetikasa PRCCC ( tetikasa fanamafisana ny fahaizamanao sy ny takiana amin’ny fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro ho an’ny fampandrosoana maharitra) ny fiarovana ny harena voanjanahary ao anatiny sy ivelan’ny faritra arovana, fampihenana ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro, fampiakarana ny fari-piainan’ny mponina. Continuer la lecture
CHU Andohatapenaka Antananarivo : Projet de fonctionnement du service de Médecine Nucléaire
Actuellement, le nombre de personnes atteintes de cancer ne cesse d’augmenter à Madagascar, le facteur le plus évident est vraisemblablement un diagnostic plus rapide
Aussi l’oncologie est un des problèmes majeurs de santé publique. La médecine nucléaire est un outil de diagnostic et du traitement essentiel pour la prise en charge des principales maladies non transmissibles : Cancer, maladies thyroïdiennes, problèmes cardio-vasculaires, hépatiques, rénaux.
FIOVAN’NY TOETR’ANDRO : Tsy rototra ny Malagasy
« Efa loza mihatra amin’izao tontolo izao ity fiovan’ny toetr’andro ity. Tsy rototra mba tsy ilazana fa tsy miraharaha an’izany kosa ny ankamaroan’ny Malagasy. Ny tantsaha mivelona eny ambanivohitra no tena voa mafy satria miankina amin’ny toetry ny andro ny fambolena sy fiompiana ataony. Ny fanjakana etsy an-daniny tsy maha voafehy ny olan’ny doro tanety sy ny doro ala. » Continuer la lecture
PARC ANKARAFANTSIKA: Marolafy no mahatonga ny fahamaizana
Efa maty ny afo ao amin’ny valan-java-boaharin’i Ankarafantsika. Continuer la lecture





















