Hahita vokatra. Sarobidy ho an’ny « parcours formation d’enseignants d’anglais » ao amin’ny ENS (Ecole Normale Supérieure) Ampefiloha ny fanomezana avy amin’ny University Hourigan tamin’ny alalan’ny programa “English Language Fellow”, iarahana amin’ny Masoivohon’i Etazonia eto Madagasikara. Continuer la lecture
Catégorie Actus
KINTANA AKADEMIA: Hanangana ivon-toerana lovain-jafy ho an’ny baolina kitra
Mifanindran-dalana amin’ny famolavolana ireo mpilalao handimby ny Barea. Niara-teraka tamin’ny “Kintana Akademia” ny “Alefa Next Generation” ho famporisihana ny tanora malagasy sy hampidirana an’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena momba ny baolina kitra matihanina. Continuer la lecture
MEDAIR: Nanavotra aina ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous »
Avotra ny mpiray monina amin’i Tsiveregna.Nifarana tamin’ny fomba ofisialy ny 28 febroary 2020 teny Antaninarenina ny « réveillons l’humani-terrien en nous ». Continuer la lecture
GEM : Hitondra fanatsarana ho an’ny sehatra tsy miankina ny filoha vaovao
Fanamafisana ny fifampiresahan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina. Lany ho filoha vaovao hitantana ny GEM (Groupement des Entreprises de Madagascar) mandritra ny roa taona Rajaona Thierry. Continuer la lecture
TALENTA SCHOOL AMPAHIMANGA: Atao lavanty ireo fanamiana avy amin’ireo mpilalao baolina kitra malaza
Hanohanana ireo ankizy mpilalao baolina kitra eny ambanivohitra ny vola voaangona. Ampahafantarina mandritra ny hetsika atao ny 29 febroary 2020 amin’ny 07 ora hariva, ao amin’ny Kudeta Anosy ny tetikasa Talenta School Ampahimanga. Continuer la lecture
JIRAMA: Madio ny rano atolotra ny mpanjifa
OPERATIONS SMILE : Hahazo fandidiana maimaim-poana ireo ankizy sahirana
Teloambinifolo taona izao no nisian’ny OPERATION SMILE, izay nanomboka ny taona 2007 ary ny STAR no nanohana azy.
Tsy nitsahatra ny nanatona ireo mpiara-belona ihany koa ny OPERATION SMILE mba ahafahana mitsabo maimaim-poana ireo olona misy fahasembanana. Raha ny fantatra dia zaza iray teraka miaraka amin’ny fahasembanana eo amin’ny vava isaky ny telo minitra no misy maneran-tany.
Kabarin-Ravalomanana Marc : FANAVAOZANA SY NY FANAMAFISAN’ ORINA NY ANTOKO TIM
Ianareo mpitarika ato anatin’ny antoko TIM
Ny voalohan-teniko dia ny fisaorana an’Andriamnitra lehibe nohon’ny nanomezany antsika tombon’andro indray ka ahafantsika mihaona eto amin’ity toerana ity. Hisaorana ihany koa izy nohon’ny fitsimbinany, indrindra ianareo avy lavitra ka tonga soamantsara eto Antananarivo. Hirariana lalndava ihany koa ny hiverenanareo soamantsara any antokan-tranonareo tsirairay avy rehefa vita ny dinika izay atao eto.
Zava-dehibe tokoa ity fotoana ity ho antsika ato amin’ny antoko, indrindra ho anareo tompon’andraikitra isan’ambaratongany sy ny olomboafidy rehetra. Araky ny efa fantatrareo dia natao ity fivoriana ity mba hanavaozana, sy hanamafisan’orina mba miroso amin’ny redynamisation izany. Izany redynamisation izany dia tsy vita indray andro akory satria misy ireo dingana tsy maintsy arahina. Tsy vitan’ny fanolona olona fotsiny izany fa tsy maintsy jerena daholo ireo tsy mety izay mila fanarenana ary mitaky ihany koa fiovana eo amin’ny fomba fanao na fomba fihetsikin’ny tsirairay na changement de comportement izany. Fanombohana ihany ny antsika androany. Fotoana izao, satria efa manana ivo-toerana fampiofanana isika ao amin’ ny Foibe Continuer la lecture
VONO OLONA TAMIN’NY FOMBA FENO HABIBIANA : Maty Ralivao Hélène
Fomba enti-milaza olona tsara tarehy ny hoe “Anjely latsaka an-tany”! Fiteny ihany io ka fiteny, fa ny devoly latsaka an-tany kosa dia tena misy, ary andro Alahady antoandro benanahary tsy lavitry ny fiangonana mihitsy no nanehoany ny maha bibidia sy maha dragona azy.
HVM: Natao inona ireo fitaovam-piadiana raha tsy lany Prezidà Rajoelina Andry?
Tsy fanonganam-panjakana fa aro fanina. Nandritra velan-kevitra momba “ny fanjakana tan-dalàna antoky ny fampandrosoana”, notontosaina ny 24 febroary 2020 teny Anosy, no niresahan’ny antoko Hery Vaovao ho an’i Madagasikara (HVM) ireo fandikàn-dalàna nataon’ny fitondrana tarihiny ny Prezidà Rajoelina Andry tamin’ny taona 2019. Continuer la lecture





















