Lakolosy fanairana. Nizara vaovao tamin’ny mpianatra momba ireo fitakiany ny Seces (Sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra) sampana Antananarivo androany 04 desambra 2019 teny amin’ny Esplanade Ankatso. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
MPIANATRA ENY ANKATSO: Hanao fivoriambe momba ny fitakian’izy ireo
Fotoana hitakiana. Nanao fanambarana ny filohan’ireo fikambanan’ny mpianatra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo androany 03 desambra 2019 teny Ankatso. Continuer la lecture
HOPITAL DE LA DIGUE : Inauguration de la Gamma caméra
De nombreuses autorités sont venues honorer de leur présence ce lundi 25 novembre 2019 la remise d’une Gamma camera dans la salle de médecine nucléaire à l’hôpital de la Digue Andohatapenaka.
GSDM: Asa maika ny fampidirana ny « agroécologie » ao anaty fandaharam-pianarana
Efa nisy ny andrana natao ary nahitam-bokany izany. Sekolim-panjakana sy tsy miankina ao amin’ny ambaratonga voalohany (kilasy fahaenina sy fahadimy) miisa 12 no nanaovana andrana tamin’ny fampidirana ny « agroécologie » na fomba fambolena maharitra mikajy ny tontolo iainana tao anaty fandaharam-pianarana. Continuer la lecture
PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES: Tsy andoavam-bola kanefa miantoka ny ho avin’ny ankizy
Fiaraha-mientan’ny mpisehatra rehetra. Mpanapa-kevitra ara-politika, mpitarika fivavahana, mpisehatra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, fikambanan’ny vehivavy mpanao gazety sy maro hafa miara-mientana amin’ny UNICEF amin’ny fampiroboroboana ny PFE (Pratiques Familiales Essentielles). Continuer la lecture
PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES: Tsy andoavam-bola kanefa miantoka ny ho avin’ny ankizy
Fiaraha-mientan’ny mpisehatra rehetra. Mpanapa-kevitra ara-politika, mpitarika fivavahana, mpisehatra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, fikambanan’ny vehivavy mpanao gazety sy maro hafa miara-mientana amin’ny UNICEF amin’ny fampiroboroboana ny PFE (Pratiques Familiales Essentielles). Continuer la lecture
MODUS MODE : Ho maimaim-poana ny fampianarana eo amin’ny sehatry ny lamaody
“Ahoana ny fomba hanaovana lamaody? ”. Io no dikan’ny Modus Mode, festival karakarain’ny agence Totem. Ny 02 ka hatramin’ny 07 desambra 2019 ho avy izao eny amin’ny Alliance Française d’Antananarivo (AFT) no hanatanterahina izany. Continuer la lecture
FAMPIHARANA NY TATAON-KETRA AMIN’NY KATSAKA SY FAIKA: Sehatra marobe no hitotongana
Niatrika fivoriana faharoa ny MPE (Malagasy Professionnels d’Elevage) sy ireo mpikambana rehetra toy ny mpiompy, mpandraharaha, mpivarotra akora… androany 28 novambra 2019 teny Nanisana. Naneho ny heviny izy ireo momba ny fampiharana ny tataon-ketra amin’ny katsaka sy ny faika. Continuer la lecture
CNaPS: Hitombo avo roa heny ny mpikambana ao anatin’ny 3 na 4 taona
“Betsaka no azo atao”. Tontosa ny 28 novambra 2019 teny Ampefiloha ny fifamindram-pahefana teo amin’ny tale jeneraly mpisolo toerana sy ny tale jeneraly vaovao misahana ny CNaPS na ny tahirim-pirenena fitsinjovana ny ara-tsosialy. Continuer la lecture
MAISONS DIGITALES: Des centaines de femmes bénéficient d’un apprentissage innovant et gratuit
Vecteur d’émergence et d’autonomisation des femmes. Une nouvelle Maison Digitale pour les femmes est désormais opérationnelle. Continuer la lecture




















