Olana lehibe hitarainan’ireo mpikambana ao amin’ny CNAPS ny filaharana lavabe sy maharitra rehefa handray fisotroan-dronono sy vidin-takaitra. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
CNAPS: Mahazo fampiofanana arak’asa maimaim-poana ireo very asa
Ho tohin’ny fanampiana ireo mpikambana ao amin’ny CNAPS ka very asa noho Covid-19 dia teraka ny fiarahamiasan’ny CNAPS amin’ny CENAM, CCIFM, CDA ary ny MPE. Tontosa ny 11 novambra 2020 teny Ampefiloha ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’izy ireo. Continuer la lecture
STARTIMES : Nandrombaka ny « loka ho an’ny marika TNT mivoatra indrindra”
Televiziona nomerika natao ho an’ny ankohonana rehetra. Ny Startimes no nibata ny “amboara ho an’ny marika TNT mivoatra indrindra” ka natolotra azy nandritra ny lanonana “Brands and Advertising Excellence Awards 2020” nokarakarain’ny Marketing Edge tany Nigeria izany. Continuer la lecture
FONDATION AXIAN: Ho asiana toerana fanaovana fanatanjahantena isaky ny fokontany
Eny Anosibe Angarangarana no hisantarana ny fananganana toerana fanaovana fanatanjahantena eny anivon’ny fokontany. Amin’ny alalan’ny fiarahamiasa eo amin’ny Fondation Axian sy ny kaominina an’Antananarivo Renivohitra (CUA) no ahafahana manatanteraka izany. Continuer la lecture
VILLAGE ORANGE AMBATONDRAZAKA: Mamaly ny filàn’ny mponina ireo foto-drafitr’asa
Tontosa ny 07 novambra 2020 ny fanokanana ny « Village Orange » faha-27 ao Ambatondrazaka. Ny fikambanana Orange Solidarité Madagascar no nanampy tamin’ny fanamboarana ireo foto-drafitr’asa. Continuer la lecture
GLOBAL PURCHASE: Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny vokatra ao aminy
Miezaka hatrany ry Chef Mbinina sy ny mpiara-miasa aminy amin’ny fanatsarana ary indrindra ny mba hanara-penitra ny toerana hamokarana ny vokatra ao amin’ny Gastronomie Pizza. Continuer la lecture
TELMA: Mividy finday iray, namany mamboly hazo iray
Tsy vitan’ny indray andro ny fambolen-kazo. Loharanon’ny fahalotoan’ny rivotra i Antananarivo ka mila ala hisintona izany manodidina ny renivohitra”, hoy ny Ministry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy, Baomiavotse Vahinala Raharinirina. Continuer la lecture
CNAPS : Mahazo fanampiana ara-bola tsy averina ireo mpandray fisotroan-dronono, ireo natsahatra tamin’ny asany
Tsapa ankehitriny ny tombontsoa amin’ny maha mpikambana. Taorian’ny fizarana Tsinjo Fameno dia nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny 31 oktobra 2020 tany Fort Dauphin ny fanampiana ara-bola karazany roa ataon’ny CNAPS amin’ny alalan’ny tahirim-bola ho an’ny asa sosialy sy fahasalamana ho an’ireo zokiolona mpandray fisotroan-dronono, « rentier » ary ireo natsahatra tamin’ny asany (chômeurs) noho ny valanaretina covid-19. Continuer la lecture
TETIKASA MANONGA: Valin’ny fandalinana momba ny asa fanaovan-gazety nandritra ny telovolana
Tsikaritra tao anatin’ny telovolana fa niompana tamin’ny fitaterana ny vaovao momba fivoaran’ny covid-19 ny vaovao navoakan’ny gazety an-tsoratra, araka ny fandalinana momba ny asa fanaovan-gazety nataon’ny tetikasa Manonga izay sahanin’ny ONG CID (Communication-Idea-Developpement na Hai-Serasera Manonga Dia). Continuer la lecture
LAVAGE DES MAINS : Les Happy Women ont réservé des surprises aux enfants de l’EPP Andraharo
Captiver l’attention des enfants. Ce vendredi 30 octobre 2020, c’était à l’EPP d’Andraharo que les Happy Women ont poursuivi la célébration de la Journée Mondiale du Lavage des Mains. Continuer la lecture





















