On 10-11 May, the UNSG paid a 2-day visit to Madagascar. He met with the President of thr Republic, the presidents of the senate and national assembly, the diplomatic corps, the private sector, the UNCT. UN staff, and representatives of civil society organizations principally human rights NGOs. He also visited some key UN projects in the capital. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FILOHAN’NY FILAN-KEVITRA MONISIPALY-BEN’NY TANANA TOAMASINA I: Niafara hatramin’ny fifampitoriana.
“Nitady ny fomba rehetra hanagadrana ahy ny Ben’ny Tanana Elisée RATSIRAKA ary mbola mitohy izany hatramin’izao”, hoy ny Filohan’ny filan-kevitra monisipaly ao amin’ny kaominina Toamasina, Solofo Ginah. Ankoatra ny fitoriana natao azy dia tsy manana birao ao amin’ny kaominina ny tenany amin’izao fotoana izao satria nalaina tany aminy ny lakile. Continuer la lecture
VIMA: Mpiara-miasa akaiky amin’ny Masoivoho an’Etazonia.
Feno 150 taona ny fiarahamiasan’ i Madagasikara sy Etazonia. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 25 aprily 2017 ny fankalazana izany. Tao amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely no nanatanterahana ny lanonana ka anisany nanotrona izany ny orinasa Vision Madagascar (VIMA). Continuer la lecture
FOIRE DU LIVRE : Une organisation impec
La 13ème édition de la foire du livre d’Antananarivo organisée conjointement par le MCPASP (Ministère de la Culture de la Promotion de l’Artisanat et de la Sauvegarde du Patrimoine) et l’A.Edi.M (Association des Editeurs de Madagascar) du 24 au 28 avril 2017 bat son plein.
CNTEMAD: Manakaiky ny mpianatra any Birckaville sy ny manodidina.
Tsy tana-dehibe ihany no tokony ahitana ivon-toeram-pampianarana ambaratonga. Raha ny tokony ho izy aza dia tokony ho feno oniversite avokoa fa indrindra miankina amin’ny fanjakana ny distrika rehetra mandrakotra an’i Madagasikara. Amin’izay fotoana izany, tsy voatery mandeha an-kilometatra maro sy mandany vola be ny mpianatra iray raha mbola te hanohy ny fianarany amin’ny ambaratonga ambony. Continuer la lecture
VISION MADAGASCAR: Nampiofanin’ny sampandraharahan’ny mpamonjy hain-trano ireo mpiasa.
Anisany niharan’ny fahamaizana goavana ny tranombarotra lehibe teny Antanimena an’ny orinasa Vision Madagascar (Vima) nandritra ny 26 janoary 2009. Toerana 5.000 m² teo no lasibatra tamin’izany. Rehefa sedra loza tahaka izany ary hialana amin’ny fihitaran’ny afo, tokony handray anjara ny mpiara-belona fa tsy mitazam-potsiny. Continuer la lecture
FETY TENY AMBOHIMANAMBOLA : olona iray naratra, fiara telo voaroba.
Nampalahelo ny zava-nitranga omaly Alahady alina nandritra ny fety teny Ambohimanambola. Olona iray no voatsatok’antsy sy fiara telo no voaroba tamin’izany. Continuer la lecture
FIANGONANA TA.JE.KRI: Fotoam-panafahana ny Paka.
Samy manana ny foto-kevitra tohanan’ny antokom-pivavahana manoloana ny fankalazana ny fetin’ny Paka. Misy mihitsy aza tsy mankalaza izany. Ho an’ny fiangonana TAJEKRI na Tafik’i Jesosy Kristy, andro firavoravoana ny paka satria fotoana nanavotan’i Jesosy Kristy ny zanak’olombelona ho afaka amin’ny fahotana. Continuer la lecture
“FOTOAM-PITSARANA MANETRIKETRIKA” : Nankatoa Mpahay telo lahy vaovao ny Fitsarana Ambony
“Fotoam-pitsarana manetriketrika” (araka ny filazan’ny Filohan’ny Fitsarana Ambony) natao tetsy amin’ny Tribonaly Anosy ny zoma 31 marsa 2017 tolakandro, no nanatanterahan’ny Mpahay ankatoavina (Experts agréés) telo mirahalahy ny fianianana handraisana azy ireo, araka ny Lalàna, ho isan’ny mpikambana feno ao amin’ny CAREA (Compagnie des Arbitres Rapporteurs et Experts Agréés près les Cours et Tribunaux de Madagascar). Continuer la lecture


























