“Fototra hitsinjovana ny ho avy ny lasa”. Mamolavola olom-pirenena mandray andraikitry ny vanona sy famakafakana ny tantara ekonomika nisy teto Madagasikara nanomboka ny taona 2016 no mankaty. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FANJAKANA MALAGASY: Hatao lavanty ny fanomezan’ny mpanjakan’ny DUBAI.
Fito volana aty aoriana, ataon’ny fanjakana lavanty amin’ny Alatsinainy 11 Desambra 2017 ny fanomezana ho an’ny mponina tra-boina tamin’ny fandalovan’ny rivo-doza Enawo. Sakafo iray « conteneur » avy amin’ny « Fondation » ny mpanjakan’ny DUBAI, Sheik Mohammed Al Makthoum Bin Rashid. Continuer la lecture
ALLO TAXIN’AKA: Tolotra manampy amin’ny fitadiavana taxi.
“Ny taxi no manatona anao any amin’ny toerana izay misy anao”. Sehatra iray ahafahana mitady taxi hanaovana course ny Allo Taxin’aka. Miantso ny laharana 034 88 611 45, 033 87 266 16, 032 24 696 49 fotsiny dia afaka maka ny mpanjifa any amin’ny toerana izay tadiaviny ny taxi. Continuer la lecture
CENTRE SOINS MAMAN KANGOUROU: Mampitombo haingana ny zaza tsy tonga volana sy tsy ampy lanja.
Mifanitsy amin’ny filan’ny hopitalin’ny reny sy ny zaza eny Ambohimiandra ny fahazoany ivon-toerana hikarakarana ireo zaza teraka tsy tonga volana sy tsy ampy lanja. Ivon-toerana fahadimy ity « centre soins maman kangourou » notokanana teny Ambohimiandra ity. Continuer la lecture
PRIMA BABY: Natokana ho an’ny ray aman-dreny sy ny zaza ny baby shopping.
Hita mandritra ny roa andro eny amin’ny Lapan’ny tanana Analakely ireo kojakoja ilain’ny zaza sy ny ankizy amin’ny fiainana andavanandro. Ny 01 sy 02 desambra no hanatanterahana ny hetsika. Continuer la lecture
MARATHON INTERNATIONAL DE TANA Fifaninanana hazakazaka hanohanana ireo mitondra ny SIDA.
Antony lehibe hanaovana ny Marathon International de Tana (MIT) ny fandraisana anjara amin’ny ady atao amin’ny tsimokaretina VIH/ SIDA. Continuer la lecture
S’MBA : Hetsika fampahafantarana ny fikirakirana ny vola .
Hifarana ny 29 novambra 2017 ny hetsika natokana ho an’ny orinasa fampindramam-bola mandinika, ny banky ary ny fiantohana (S’MBA). Continuer la lecture
Soatanana berceau du Revival africain : La réconciliation en bonne voie
Le schisme de 1954 entre les intransigeants Missionnaires norvégiens et la grande majorité des Disciples du Seigneur (Apôtres de Soatanana : 773/777) a donné naissance au tanàna atsimo et tanàna avaratra. Depuis, des tentatives de réconciliation, de médiation et de bons-offices, ont été entreprises par des Ecclésiastiques de l’Eglise Luthérienne et Réformée (Pastora, Mpitandrina). Mais en vain ! Continuer la lecture
TONTOLO IAINANA: Entanina ny olom-pirenena hampiasa fitaovam-pivezivezena tsy mandoto izany.
Andro natokana ho an’ny tontolo iainana maitso ny alahady 03 desambra 2017. Manentana ny olom-pirenena hampiasa ny fitaovam-pivezivezena tsy mandoto ny tontolo iainana toy ny fandehanan-tongotra, bisikileta… Continuer la lecture
Soatanana Atsimo sy Avaratra : Santionany santatry ny Fampihavanana
Raha tontosa tamin’ny taona 2016 ny fanatsarana ny famatsian-dranomadio fisotro tao Soatanana (tanàna Atsimo, Fifohazana FFPM), dia tanteraka ny dinika santatra ho fampihavanana ny roa tonta dia ny tanàna Atsimo sy ny tanàna Avaratra. Ny talata tapak’andro maraina 14 novambira 2017 no nisehoan’izany, tao amin’ny biraon’ny Commune Rurale Soatanana (distrika Isandra, faritra Matsiatra-Ambony). Continuer la lecture





















