Auteur R Nirina


OPERATION SMILE MADAGASCAR: Miato ny fandidiana fa mitohy kosa ny fikarakarana ireo marary


Fifanomezan-tanana amin’ny fiatrehana ny COVID-19. Nampahafantarina ny 01 mey 2020 teny amin’ny hopitaly HJRA (CHU Joseph Ravoahangy Andrianavalona) ny tetikasa “EXTRA S’MILE”, tanterahan’ny Opération Smile eto Madagasikara ho fandraisana anjara amin’ny fisorohana sy famongorana ity valanaretina miparitaka manerana an’izao tontolo izao ity. Continuer la lecture


INDUSTRIALL MADAGASCAR: 70 %-n’ny vehivavy no iharan’ny herisetra eny amin’ny toeram-piasana


Antony telo no mahatonga ny vehivavy tsy mahasahy mitaraina. Anisany sora-baventy nolanjain’ireo sendikan’ny mpiasa, mivondrona ao amin’ny “IndustriAll Madagascar”, nanamarihana ny fetin’ny asa, ny 01 mey 2020 teo anoloan’ny Tranombokim-pirenena Anosy “ ny fangatahana ny fanasoniavana ny convention 190 an’ny OIT (Organisation Internationale du Travail). Continuer la lecture