Nanolotra kidoro miisa 74 ho an’ny kaominina Alasora ny “Association Baobab Madagascar”. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
CENTRE DE FORMATION EN LANGUE CHINOISE (CFLC) : Manana tombony kokoa ny olona mahay teny sinoa
“Tsy sarotra ny teny sinoa”. Efa betsaka ny sehatra sy orinasa mila mpiasa mahay teny sinoa eto Madagasikara. Continuer la lecture
MADA JEUNE: Mbola mitohy rahampitso 17 martsa 2022 ny « salon des études internationales »
Vao nisokatra ny « salon des études internationales », ny 16 martsa 2022 dia efa maro ireo tanora nitsidika ireo trano eva. Continuer la lecture
ORANGE DIGITAL CENTER: Manome fiofanana maimaim-poana ny tanora sy ny vehivavy amin’ny lafiny nomerika
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 10 martsa 2022 teny amin’ny Tour Redland Ankorondrano ny Orange Digital Center eto Madagasikara. Continuer la lecture
SECES ANTANANARIVO: Mampitandrina ny mpitondra fanjakana ambony manao kolikoly amin’ny fampidirana olona ho mpampianatra mpikaroka na mpikaroka mpampianatra
Tontosa ny 09 martsa 2022 teny Ankatso ny fivoriamben’ny Sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra (SECES) sampana Antananarivo. Continuer la lecture
ORANGE MONEY- BAOBAB BANQUE MADAGASCAR: Tsotra ny findramam-bola sy fitahirizina vola amin’ny alalan’ny M-Baobab
Miha mora hatrany ny fomba fitahirizana vola sy findramam-bola. Noho ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange Money sy ny Baobab Banque Madagascar dia niforona ny tolotra M-Baobab. Continuer la lecture
FIKAMBANAM-BEHIVAVY AO ALASORA: Mahavita azy ny vehivavy ka tokony omena andraikitra feno
“Tsy misy mandeha raha tsy misy vehivavy”. Fotoam-pivavahana, fanentanana ny vehivavy hanana fomba fijery miabo, fizarana fanomezana no nanamarihan’ireo vehivavy ao amin’ny kaominina Alasora ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy. Continuer la lecture
CYCLONES BATSIRAI ET EMNATI A MADAGASCAR : L’Union Européenne annonce son premier vol humanitaire
Dans le cadre de la réponse humanitaire nécessaire suite aux passages des cyclones Batsirai et Emnati à Madagascar, l’Union Européenne (UE) a décidé de financer les vols humanitaires afin d’apporter rapidement et régulièrement l’assistance aux populations sinistrées. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Tonga ao Mahajanga ny “internet” haingam-pandeha Wifiber
Efa afaka manjifa ny “internet” haingam-pandeha ny mponina fa indrindra ireo mpandraharaha ao Mahajanga. Efa tonga ao an-toerana ny tolotra “Wifiber” an’ny Orange Madagasikara. Continuer la lecture
ALLIANCE FRANÇAISE ANTANANARIVO: Mankalaza ny faha-75 taonany
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 26 febroary 2022 teny amin’ny foibeny eny Andavamamba ny fankalazana ny faha-75 taonan’ny Alliance française Antananarivo (AFT). Continuer la lecture











