Manatanteraka fampisehona mivelatra etsy amin’ny CMDELAC Analakely nanomboka omaly talata 16 Aprily 2019 ka hatramin’ny sabotsy 20 Aprily 2019 momban’ny sary sy gazety voatahiriny i Rakotobe Michel, mpaka sary an-gazety fantatra amin’ny anarana hoe Rakotobe. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
STARTIMES – SOS VILLAGES D’ENFANTS: Manamora ny fahazoan’ny tanora asa
Tapa-kevitra ny fikambanana SOS Villages d’Enfants sy ny vondrona televiziona nomerika Startimes eto Madagasikara fa hiara-hiasa ho fampananan’asa ny tanora noho ny fahitàna fa betsaka ny tanora tsy an’asa eto amintsika. Continuer la lecture
MATAFA: Hiverina ny fanjanahantany raha tsy voaaro ny sisin-dranomasina
Nanatanteraka fiarahabana nahatratra ny taona 2019 teny Andohalo ny sabotsy 13 Aprily 2019 lasa teo ny Malagasy Tatsambo Fahiny (MATAFA). Continuer la lecture
« TOURNOI JUMP »: Niverina indray
2002 no nisy farany ny fifaninana « « Tournoi Jump » izay hifaninanan’ny mpiantra eny amin’ny sekoly kolejy sy lisea amin’ny lalao basikety. Continuer la lecture
MPIASAN’NY FANANANTANY: Miaro ny rambony tsy ho tapaka
Samy nanao fanambarana ny mpiasan’ny fananantany, ny « syndicats des contrôleurs des domaines » sy ny « syndicats des assistants rédacteurs des domaines » etsy ankilany ary ny sendikan’ny « Ingénieur des services topographiques » sy ny « inspecteurs des domaines » etsy andaniny, omaly 2 aprily 2019. Continuer la lecture
RAGASY MPANAO ASA TANANA: Hampiseho ny fanamboarana aponga
Mampiranty ny asa tanany eny amin’ny Alliance Française Antananarivo (AFT) Ragasy. Nanomboka ny alatsinainy 1 aprily ary hifarana ny 6 aprily 2019 ny fampirantiana ataony. Continuer la lecture
SEHA-PIHARIANA MOMBA NY VOLAMENA: Nidina tany Vakinankaratra sy Menabe ny “ANOR”
Kaominina dimy malaza amin’ny fitrandrahana volamena no nanaovan’ny “Agence Nationale de la Filière Or” na ANOR fitsidihana ny 18 ka hatramin’ny 23 martsa 2019 lasa teo. Continuer la lecture
«ALLIANCE FRANÇAISE »: Mankalaza ny taombaovao Malagasy
Sambany amin’ity taona ity no mankalaza ny taombaovao malagasy ny «Alliance Française»(AFT). Mikarakara hetsika ho fankalazana izany ny AFT izay atao etsy Andavamamba amin’ny Zoma 05 Aprily 2019. Continuer la lecture
« COMMISSARIAT CENTRAL D’ANTANANARIVO VILLE »: 50 taona amin’ity taona ity
Mankalaza ny taon-jaobily amin’ity taona 2019 ity ny « Commissariat Central d’Antananarivo ville ». 50 taona taona katroka tamin’ny 01 Aprily 2019 lasa teo izany satria ny 01 Aprily 1969 no naorina izany. Continuer la lecture
MPIASAN’NY ORINASA AFAK’HABA: Mampidi-bola betsaka ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana
Feno 20 taona ny vondron’ny orinasa afak’haba sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy (GEFP). Continuer la lecture











