Iombonan’ny faritra Atsimo sy Avaratr’i Madagasikara ny olan’ny rano. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
MAGE 4 TAO ANTSAHAMANITRA : Fahombiazana ho an’ny mpikarakara
Niavaka ny fampisehoana nataon’ny MAGE 4 izay nokarakarain’i IVENCO tamin’ny alahady 25 Aogositra 2019 lasa teo. Continuer la lecture
ISTS-CRDS: Ny anjara toeran’ny asa sosialy amin’ny fampandrosoana
Tsikaritra fa lasa tsy manaraka ny « code d’éthique et déontologie » mifanaraka amin’ny asa sosialy ny sahan’asa ataon’ireo mpiantsehatra, araka ny fanadihadiana nataon’ny CRDS (Centre de Ressources en Développement Social). Continuer la lecture
SOLOMBAVAMBAHOAKA MASY GOULAMALY : « Tokony misy ny mpanohitra ato amin’ny Antenimierampirenena»
Nanatrika ny fihaonana tamin’ny filohan’ny Antenimierampirenena teo aloha avy any Afrika Atsimo ny solombavambahoaka Masy Goulamaly. Continuer la lecture
ANOR TANY AMIN’NY FARITRA SAVA SY DIANA: Tratra ny tanjona
Ny faritra Sava sy Diana indray no nosafidian’ny ANOR (Agence Nationale de la Filière Or) nanaovana fitetezam-paritra. Ao anatin’ny fampanarahan-dalàna ireo mpisehatra amin’ny volamena sy ny fampahafantarana ny asa sy ny andraikitry ny “agence” izao dia izao. Continuer la lecture
SANTE ET DEVELOPPEMENT: Reprises des greffes de cornées
Comme notre journal Délire Madagascar détient les prérogatives d’avoir des habitués de plateau les Docteurs Maurice Collin et Joël Bessière, notre desk a eu le privilège d’avoir en direct au téléphone ces deux toubibs co-responsables de l’ONG Santé et Développement. Continuer la lecture
SUPERCODEURS: Sady vita ny vakansy no mitombo ny fahalalana momba ny teknolojia
Efa miditra tsikelikely ao anatin’ny fotoam-pialantsasatra ny mpianatra amin’izao fotoana izao. Marobe ireo fandaharan’asa entina hanampiana ireo ankizy sy tanora amin’ity vakansy ity ka anisan’izany ny “SuperCodeurs”. Continuer la lecture
VONDRONA FIKAMBANANA MIADY AMIN’NY TSY RARINY: “Tsy mari-pototra ny fitazomana an-dRajaonah Mbola”
Mitohy vakana ny fanambarana momba ny fitazomana ny mpandraharaha Rajaonah Mbola any Tsiafahy. Nanao fanambarana ireo vondron’ny fikambanana manerana an’i Madagasikara ny 10 aogositra 2019 teny Anosy manoloana ny tsy rariny mianjady amin’ity mpandraharaha ity. Continuer la lecture
FIRY ISIKA IZAO: Namoaka ny antontan’isa vonjimaika ny INSTAT
Tombanana hitombo avo roa heny ny isan’ny mponina eto Madagasikara afaka 20 taona raha ny antontan’isa vonjimaika momba ny fanisàna ankapobeny fahatelo ny mponina sy ny toera-ponenana (RGPH3), navoakan’ny INSTAT nandritra ny atrikasa natao ny 6 aogositra 2019 teny amin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny. Continuer la lecture
MOHAMAD ABDILLAH : Manaiky izay ho voka-pifidianana.
« Tsy tokony hiverina intsony ny zava-nitranga tamin’ny fifidianana filohan’ny federasiona malagasy ny baolina kitra (FMF) tsy nahomby iny ». Continuer la lecture











