Mandeha ny feo fa manana kandida ho ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Alasora ny K25 sy KMMR. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
FITSARANA IREO MPANAO GAZETY : « Tsy manaraka ny lalàna ny fomba nanatanterahana ny paikady heloka »
Tao aorian’ny valim-pitsarana ireo mpanao gazety telo sy tale iray ao amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra dia naneho ny heviny ny mpisolovava azy ireo, ny niharan’ny fitoriana, ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tamin’ny anaran’ny TIM sady mpanao gazety ary ny filohan’ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara (OJM). Continuer la lecture
FOIRE ECONOMIQUE DE LA SAVA: Hetsika goavana miisa efatra hitranga amin’ny toerana iray
Faritra manan-karena i SAVA raha ny vokatra lavanila, voanio, episy no resahana. Continuer la lecture
FILOHAN’NY HOLAFITRY NY MPANAO GAZETY : « Akoho ve no vonoina dia hitondràna famaky? »
Nivoaka ny 19 Septambra 2019 ny didim-pitsarana ireo mpanao gazety notorian’ny CEMGAM momba ny famoahana lahatsoratra momba ny angidimby tetsy Mahamasina. Continuer la lecture
MISS TOURISME MADAGASCAR: Hampisongadina ny firenena malagasy
Hisarika mpizahantany ho avy eto Madagasikara. Io no tena kendren’ny fifaninana “Miss Tourisme Madagascar”. Continuer la lecture
FORUM WAVE MADAGASCAR: Mpampiasa vola avy any ivelany miisa 100 tonga eto amintsika
Sahan’asa iray hampiakarana ny isan’ny mpizahantany mandalo eto Madagasikara ho 500.000 ny “Wave Madagascar”. Continuer la lecture
FACEBOOK FLEX: Ahafahana mijery maimaim-poana tranokala 15 isa
Politikan’ny fitsitsiana kanefa manampy ny daholobe hisitraka ny “aterineto”. Io no zava-kendren’ny tolotra “Facebook Flex”. Continuer la lecture
FIFIDIANANA BEN’NY TANANA IVATO : Mitaky ny hanokafana ny tsena vaovao, ny kandidà Goddefrin
Tao aorian’ny fahataperan’ny fe-potoana fandrotsahana antonta-taratasy izay ho ben’ny tanàna sy mpanolotsainan’ny tanàna manerana an’i Madagasikara dia miezaka mampahafantatra ny natolony ireo antoko na vondrona antoko nandatsaka azy ireny. Continuer la lecture
KANDIDA ANDRIAMAHEFA PATRICK: Handray andraikitra amin’ny tanindrazany
Tafapetraka teny amin’ny Ovec Nanisana omaly 12 Septambra 2019 hariva ny antonta-taratasy filatsaha-kofidian’i Andriamahefa Patrick. Continuer la lecture
KANDIDA BEN’NY TANAN’ANTANANARIVO RENIVOHITRA : Manana kandidàny ny « ambany tanàna »
Afo am-bilany kely no azo ilazana ny zava-nitranga tamin’ny fanaterana antonta-taratasy izay ho ben’ny tanàna teny amin’ny Ovec Nanisana omaly Alakamisy 12 Septambra 2019. Continuer la lecture











