Daty manan-tantara ho an’i Afrika Atsimo ny 09 aogositra. Natokana hankalazana ny andron’ny vehivavy afrikana tatsimo ho fahatsiarovana ireo vehivavy nitolona tamin’ny 09 aogositra 1956 io daty io. Continuer la lecture
Auteur lynda
TERATANY BRITANIKA NITSORAKA TENY AMBONY FIARAMANIDINA: Hita tao Mahadrodroka ny taolambalony sasantsasany
Noho ny ezaka nataon’ny zandarimariam-pirenena sy ny fokonolona dia hita tao amin’ny kaominina Mahadrodroka, distrikan’Analalava ny taolambalon’i Alana Moly, tovovavy 21 taona nitsoraka avy eny ambony fiaramanidina, ny 25 jolay 2019 lasa teo. Continuer la lecture
FIER MADA ANDIANY FAHA-21: Mitombo hatrany mpandray anjara
Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny FIER MADA ny Prezidan’ny Repoblikan’i Madagasikara Rajoelina Andry androany 07 aogositra 2019 teny amin’ny kianjan’i Makis Andohatapenaka. Continuer la lecture
MBOLA RAJAONAH : « Mampikatso ny IEM ve ? »
Rehefa afaka madiodio tamin’ny raharaha nisamborana azy i Mbola Rajaonah momban’ny taratasim-bola tsy misy antoka dia naverina eny Tsiafahy indray izy satria mbola misy raharaha hafa hiampangana azy. Continuer la lecture
FITSABOANA DIABETA: Nahita vokatra mahomby ny mpianatry ny ISPM
Fototra iray manatsara ny kalitaon’ny fahaizan’ny mpianatra eny ambaratonga ambony ny fikarohana. Continuer la lecture
TOSIK’ART: Fifaninanana mamorona orinasa amin’ny sehatry ny kolontsaina
Asa mahavelona ny fandraharahana ara-kolontsaina. Mbola sakana tsy mampiroborobo ny indostria ara-koltoraly eto amintsika anefa ny lafiny ara-bola, ny ara-teknika, ny tsy fahampian’ny traikefa, ny tsy fahampian’ny foto-drafitr’asa sy ny maro hafa. Continuer la lecture
KATRO & CO: Modely ny toeram-pivarotan’i Selesy mofo akondro
Tsy iadian-kevitra intsony ny hatsaran’ny kalitaon’ny mofo akondro amidin’i Selesy eny Ambohijatovo Avaratra. Na dia efa miharatsy aza ny toeram-pivarotany dia hifanotofan’ny mpanjifa hatrany ny tsenany. Continuer la lecture
FIKAMBANANA SAINA: Miantso ny tanora manana vinavinan’asa
Andro lehibe ho an’ny fikambanana SAINA ny 29 jolay 2019. Notolorana tamin’io alatsinainy io ny valisoa ho an’ireo tanora manana vinavinan’asa mendrika indrindra tamin’ny fifaninanana vinavinan’asa sy fihariana vaovao. Continuer la lecture
FESTIVAL THE WEEKEND: Ny zava-kanto sy ny fialamboly miaraka
Hihaona ao anatin’ny toerana iray ny mpankafy mozika sy ireo tia mialavoly na ankizy na lehibe. Ao anatin’ny telo andro dia ho hita mandritra “festival the WeekEnd” ny zava-kanto sy ny fialamboly isan-karazany. Continuer la lecture
HOPITALY KOKILABEN: Eric Fou Hehy, olom-baovao
Vita soamantsara ny famindrana voa sy aty natao tamin’i Eric Fou Hehy. Efa manomboka mihatsara ny fahasalamany amin’izao fotoana izao, raha ny fanazavan’ny solontenan’ny hopitaly Kokilaben Dhirubhai Ambani eto Madagasikara Sunel Kumar. Continuer la lecture











