Feno dimy taona ny IKM na Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy. Notontosaina omaly 19 aprily 2018 ny lanonam-pankalazana ary tao amin’ny foiben-toerany, Antsahavola ihany no nanatanterahina izany. Continuer la lecture
Auteur lynda
VAZAHA “MITENY GASY”: Fampiharana ihany no hahaizana ny teny
Teratany vahiny i Hansen Payton kanefa mahafehy ny teny Malagasy. Mahay manoratra amin’ny teny gasy ihany koa izy. Hasina no fiantsoana azy satria mitovitovy fanononana ny anarany Hansen izany. Continuer la lecture
MPANAO GAZETY SY NY MPITANDRO FILAMINANA: Hivoaka ny fifanaraham-piarahamiasa lasitra
Notontosaina ny 12 aprily 2018 ny fivoriana fahatelo niarahan’ny mpanao gazety sy ny mpitandro filaminana. Nandritra io latabatra boribory io no nandinihana farany ny votoatiny ny fifanaraham-piarahamiasa lasitra sy ny toro-lalana entina hanatsarana ny fiarahamiasa eo amin’ny mpitandro filaminana sy ny mpanao gazety. Continuer la lecture
KAOMININA IMERINTSIATOSIKA: Ivon’ny fampandrosoana ny mponina
Tahaka ny nananganana ny lapan’ny tanana ihany no hanamboarana ny kianja filalaovam-baolina sy ireo lalana mampita ny fokontany miisa 14 ao amin’ny kaominina Imerintsiatosika. Continuer la lecture
FANDRAHARAHANA: Tsy sakana ny fahasembanana
Anterivava : Vola Rabearivelo
Vehivavy moana marenina iray manao fianarana asa momba “PAO” ao amin’ny orinasa Telma. “Tsy manakana ny olona hiditra amin’ny sehatry ny asa ny fahasembanana misy eo aminy. Continuer la lecture
MPANAO KUNG-FU WISA: Anarivony hanohana an’i Hery Rajaonarimampianina
Nitohy tao an-tampon-tanàna an’Antsirabe ny fankalazana ny faha-38 taonan’ny kung-fu Wisa. Solontena 5000 isa no nanao hazakazaka rodobe nanodidina ny tanàna ny sabotsy 07 Aprily 2018. Nitarika ny hazakazaka i Grand Maitre Avoko sy ny federasiona Malagasy ny kung-fu Wisa. Continuer la lecture
TAHIRIM-BOLAM-PIRENENA: “Marin-toerana ny toe-karena Malagasy”
Nanao fanadihadiana momba ny firosoan’ny fandaharan’asa ara-toekaren’i Madagasikara tohanan’ny FEC ny sampandraharahan’ny tahirim-bolam-pirenena (FMI). 15 andro ny irakin’ny FMI izay notarihin’i Marshall Mills no nanao ny asa teto Madagasikara. Continuer la lecture
FANAOVANA FACEBOOK: Mampiakatra tosi-dra
Raha ny antitra manodidina ny 50 taona no miakatra no tena tratran’ny fiakaran’ny tosi-dra, efa mpahazo ny tanora ihany koa izany ankehitriny. Continuer la lecture
MPANAO KUNG-FU WISA BONGOLAVA: Nanambatra ny heriny
Nanao filaharam-be namakivaky ny tanànan’i Tsiroanomandidy ny solontenan’ny mpanao Kung-Fu ao amin’ny faritra Bongolava. 4000 ny mpandray anjara tamin’ny filaharam-be. Continuer la lecture
DIDIER RATSIRAKA : Tsy niloa-bava
Feno 42 taona ny antoko Arema. Nankalazaina ny 24 martsa 2018 ny fitsingerenan’ny taona niforonany ny antoko izay tarihin’ny filoha teo aloha Didier Ratsiraka . Continuer la lecture











