Hahazo fotodrafitrasa hafa maro indray ny kaominin’Ivato. Tsy navelan’ny ben’ny tanàn’Ivato, Randrianarisoa Penjy handalo fotsiny ny Prezidàn’ny Repoblika, Rajoelina Andry nandritra ny fanolorany tamin’ny fomba ofisialy ireo daba pako dimy sy camion benne iray ny 10 Jona 2021 teo an-tokontan’ny kaominin’Ivato. Continuer la lecture
Catégorie Actus
KAOMININ’IVATO : Nomen’ny Prezidàn’ny Repoblika Rajoelina Andry camion benne iray sy dabapako fito
Mendrika tohanana ny ben’ny tanana miasa. Nihaiky ny Prezidà Rajoelina Andry fa miasa mafy ny ben’ ny tanànan’Ivato Randrianarisoa Penjy amin’ny fampandrosoana ny tanànan’Ivato. Continuer la lecture
ZAVA-KANTO: FENO 55 TAONA I DADAVY
RANAIVOARIVELO Randriantsoavina David Jean no anarany, Zaza faharoa amin’ny Mpiray tampo aminy izy ary teraka tao Ambondrona ny 03 Marsa 1947. Manam-bady tokana ary niteraka zaza efatra izay efa nahazoany zafikely sivy hatreto.
OVIANA NO NANOMBOKA TEO AN-TSEHATRA DADAVY ?
Ny taona 1965, Raha nandalo tao Anjozorobe ny Riankira Ambohijatovo Avaratra dia nasain’ny Zokiny lahy nanao dihy misy fampiakarana tongotra any an-katoka izy ka dia gaga sy nitehaka mafy ny Mpijery manontolo.
Ny 05 Jona 1966, dia nolokoin’ny Zokiny menamena ny orony, mangamanga ny masony, fotsifotsy ny molony ary nampanaoviny ny akanjon’ny dadabeny ka rehefa nosesefany lamba ny kibony sy ny fitombenany dia nandray anjara tamin’ilay fampisehoana natao tao amin’ny Sahan-dRabobalahy ao Anosipatrana izy telo mirahalahy ka nitondra anarana hoe : Daved Randria, izay nalaina avy tamin’ny anarany hoe : David sy ny an’ny zandriny hoe :Edmond ary ny an’ilay zokilahiny hoe : Randrianjanaka ; ka raha tsarina izany dia ity Zokilahiny atao hoe : Randrianjanaka Raymond Nestor ity no tena nahatonga azy ho mpanao HATSIKANA ary mbola nanipy azy ihany koa ho tonga teny AN-TSEHATRA. Continuer la lecture
HOLAFITRY NY VADINTANY SY NY MPANAO LAVANTY ETO MADAGASIKARA : Hiakatra fitsarana ihany ilay raharaha nanaovana herisetra tamin’ny vadintany vehivavy.
Ny tantara dia mbola mitohy… Fantatra fa hiakatra fitsarana amin’ny Alatsinainy 07 Jona 2021 eny Anosy ny raharaha fitoriana nataon’ny vadintany vehivavy niharan’ny herisetra ara-batana teo am-panatanterahana ny asany raha ny vaovao azo. Continuer la lecture
EURO 2020 : Ao amin’ny Startimes ny fotoana !
Ho hita mivantana ao amin’ny Startimes ny lalao rehetra. Ekipa-pirenena 24 mahay indrindra ao eraopa no hiatrika ny fifaninanana Euro 2020 izay hanomboka amin’ny 11 jona 2020 ho avy izao ka haharitra iray volana. Continuer la lecture
Hafatry ny Prezidan’ny Repoblika Rajoelina: Hiainga avy any Mahajanga
Hiainga mivantana avy any an-drenivohitry ny faritra Boeny ny hafatra ataon’ny Prezidan’ny repoblika Rajoelina Andry rahampitso Alahady 30 Mey 2021 manomboka amin’ny 08 ora hariva… Andrasana amin’ity hafatra ity ny fepetra momba ny fahasalamana eto Madagasikara, ny momba ihany koa ny raharaha politika ankapobeny eto Madagasikara, ary indrindra ny fifandraisantsika amin’ny sehatra iraisampirenena momba ny fanarenana ara-toe-karena noho ny aretina Covid-19 Continuer la lecture
Euro 2020 : Football pour tous avec StarTimes
La compétition de football la plus attendue de l’année arrive. L’Euro 2020 débute le 11 juin 2021 et en tant que diffuseur officiel, StarTimes s’est engagé à ce que chaque fan de football d’Afrique puisse profiter pleinement du tournoi. Continuer la lecture
SANTE & DEVELOPPEMENT INTERNATIONAL : Beau geste durant la Pentecôte
Maurice Collin, Vice-président de l’ONG « Santé et Développement International » ainsi que son Président Joël Bessière ont procédé à une sensibilisation pour faire connaître aux paroissiens de l’Eglise Saint Eloi d’Allevard (Grenoble) la situation des enfants hydrocéphales de Madagascar. Le mouvement d’élan venant de ces paroissiens est exceptionnel et mérite d’être publié dans les colonnes du journal en ligne Délire Madagascar, et éventé à la connaissance du public malgache, voire du monde. D’ailleurs, la presse française en a parlé, entre autres le Dauphiné Libéré. Continuer la lecture
NECROLOGIE : Rabearimanana Gabriel s’est éteint
Rabearimanana Gabriel, Maître de Conférences, Géopoliticien, Enseignant-Chercheur à l’Université d’Antananarivo s’est éteint cet après-midi. Rabearimanana Gabriel a été depuis longtemps éducateur et formateur de cadres et de techniciens à la Faculté des Lettres et Sciences Humaines. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITÉ: Mampiseho hatrany ny fahavononana amin’ny ady atao amin’ny Covid-19
Mpisehatra voalohany mandray anjara mivantana amin’ny ady atao amin’ny Covid-19 ny mpiasan’ny fahasalamana. Continuer la lecture





















