Nahomby ny famoriana ireo tomponandraikitry ny fikambanana sendikaly isan-karazany, ireo hery velona rehetra manerana Nosy, … nataon’ny AFO Syndicale. Namaly ny antso ihany koa ireo mpanao politika manohana ny fitakian’ity farany dia ny fanerena ny Filohan’ny Repoblika hanagadra sy hanafay ireo olona ambony ao amin’ny fitondrana ankehitriny. Continuer la lecture
Catégorie Actus
Ban Ki-Moon : « Tongasoa lehiroa »
Nigadona teto Antananarivo io hariva io ny Sekretera Jeneralin’ny Firenena Mikambana, Atoa Ban Ki-Moon mivady. Tonga nitsena azy teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato tamin’izany fahatongavany eto amintsika izany moa ny Filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina mivady, ny Praiminisitra lehiben’ny Governemanta, Mahafaly Solonandrasana ary ireo Minisitra mpikambana ao amin’ny governemanta. Tonga teny an-toerana ihany koa ireo lehiben’ny andrimpanjakana rehetra misy eto amintsika.
Fiadiana ny ho tompon-daka eran-tany eo amin’ny taranja tsipy kanetibe: Ho raisin’Antananarivo
Manaiky ny handraisana ny hatao eto Antananarivo ny 8 ka hatramin’ny 12 desambra ho avy izao ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana sy ny fiadidiana ny tanàna ary hanome ny foto-drafitrasan’ny Kaominina handraisana izany fihaonana ara-panatanjahantena iraisam-pirenena izany. Continuer la lecture
Lettre ouverte à Son Excellence Monsieur Ban Ki-Moon et à la Communauté Internationale
Les économistes sont unanimes pour dire que le premier moteur de la croissance d’un pays est la consommation interne, c’est-à-dire celle des ménages. Mais avez-vous déjà entendu un expert du Fonds Monétaire International (FMI) évoquer le problème du pouvoir d’achat dans un pays du tiers-monde comme principal frein au développement alors que les populations de ces pays crèvent de faim ? Continuer la lecture
GADRAO IREO MPANAO KOLIKOLY…. !
Naresaka tato hato ny fiakaran’ny feo mikasika ireo mpanao kolikoly ao amin’ny mpitondra ambony. Anisany mitaky fanagadrana ireo mpanao kolikoly ny AFO SYNDICALE. Mangataka sy nanao antso ho an’ny filohan’ny repoblika izy ireo hanagadra ireo namany sy ireo manodidina azy izay manao kolikoly raha tena ray aman-dren’ny vahoaka rehetra izy, hoy Doudou RATOLOJANAHARY, ao amin’ny AFO SYNDICALE sady « administrateur civil ». « Raha tsy manao izany kosa izy, takina ny fialany eo amin’ny toerany ». Continuer la lecture
Ambohijatovo : Manazava ny CUA
Manodidina ny resaka tsy mitovy momba ny toerana hanamarihan’ireo sendika ny voalohan’ny volana may, fetin’ny asa dia mitondra fanamarihana ny kaominina an’Antananarivo fa fahazoan-dalana tokana ihany no navoakany ho an’ireo mpitarika sendika.
Ity ny fanazavana omen’ny Talen’ny Kabinetra RAKOTOARIVONY Jean Pierre izao.
MANANDAFY RAKOTONIRINA : L’appareil judiciaire est en panne
Tsy azo lazaina ho trangam-piarahamonina tsotra na “faits divers” ny nanjo ireo Mpitsara voaroiroy tamina raharaha “Kidnapping” tany Toamasina sy notifirin’ny Kaomiserana polisy tany Toliara, fa misy antony, araka ny fijerin’Atoa Manandafy Rakotonirina, Mpanolontsaina Manokan’ny Filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery. Continuer la lecture
26 bicyclettes: Fruit d’une collaboration entre la CUA et ses partenaires
26 bicyclettes d’une valeur de 20 millions d’ariary : c’est le don offert par la Société CT MOTORS en fin de matinée à la Commune Urbaine d’Antananarivo. C’est le fruit d’une collaboration entre la CUA et ses partenaires et ce, dans le cadre du partenariat public-privé, un des leitmotivs de la Commune Urbaine d’Antananarivo. Continuer la lecture
TOURISME RELIGIEUX : Un avant-goût à la Charles Walter
Les années se défilent et ne se ressemblent pas. Toutefois, le tourisme religieux, tant national qu’international, revêt un caractère cyclique. Pour bientôt, pèlerinages, isantaona et autres rushes constituant ainsi le tourisme de masse vont battre leur plein. Ankaramalaza, Manolotrony, Farihimena, Soatanana, Fitampoha, Sambatra, Tsangantsaina, Volambetohaka… Rome, La Mecque, Lourdes, Saint-Jacques-de-Compostelle, Bénarès, Rio-de-Janeiro… accueilleront d’innombrables visiteurs. De leur côté, les manifestations sportives et culturelles rassembleront aussi un public arc-en-ciel : Tour de France, CAN, FESPACO… Continuer la lecture
Gothlieb : Qui veut réaliser ses vœux ?
Il n’a pas caché son désir de se rendre en province. Gothlieb, lors de son émission matinale Rivotra de la RDJ a affirmé qu’il souhaite se produire au Basia, une salle de spectacle du Collège Sacré-Cœur à Tsianaloka, Toliara.





















