Le Maire de la Commune Urbaine de Mahajanga a été interdit de ne pas accueillir le Premier Ministre (PM)  à l’Aéroport. Malgré l’empêchement effectué par une personne envoyée par le Préfet de Police, Mohktar  Salim ANDRIANTOMANGA y était présent. D’après nos sources,  le coup n’est pas venu du côté du  PM. Il est dû par le Préfet de Majunga à cause « d’une rancœur envers  l’élection communale ». Continuer la lecture
Catégorie Actus
FEPA ANDIANY FAHA-9: « Fiompiana, tosika ara-toekarenan’i Madagasikara ».
Manome tantsoroka eo amin’ny sehatry ny fiompiana ny MPE na « Malagasy Professionnels de l’Elevage ». Ho fanamafisana ny  fampiroboroboana io sehatra io dia isan-taona dia misy ny tsenaben’ny fiompiana sy ny vokatra azo avy aminy. Ity ivon-toeran’ity no mikarakara izany. Nanomboka ny alarobia 18 May teo ny FEPA andiany faha-9 ary amin’ny alahady ho avy izao vao hifarana. Continuer la lecture
COURS ACEEM 30 TAONA : Tsy niova Ratrema William
Tsy niova ny Profesora Ratrema William fa dia mbola manohy soamantsara mijoro amy maha mpanabe azy. Tsy miova toa izany koa ny bika aman’endrika nahafantarana azy hatramin’ny ela. Tsy manana ny sariny tany amy 30 taona lasa izahay, kanefa inoana fa ankoatra ny volofotsy manambara ny maha raiamandreny be, dia mora fantariny amin’ny endrika nahalalana azy ihany ny lehilahy.
Anterivava nataon’ny Délire Madagascar an’ity mpanabe fanta-daza ity. Ny Profesora Ratrema William, Filoha mpamorina ny ACEEM
Continuer la lecture
GIZ: Mampivelatra ny seham-pihariana amin’ny fiompiana osy sy tantely.
Anterivava :
Mandray anjara amin’ny tsenaben’ny fiompiana sy ny vokatra azo avy aminy (FEPA) ny GIZ sy ireo mpiara-miasa aminy. Ny vokatra azo avy amin’ny osy sy ny tantely no hatolon’izy ireo ho an’ny mpanjifa mandritra ny dimy andro. Continuer la lecture
FANAKATONANA TRANO FIVAROTANA HANI-MASAKA TENY ANDROHIBE ANALAMAHITSY
Ho fampiharana ny «Arrêté Municipal n° 404- CUA/ CAB. 16 portant fermeture d’une construction métallique érigée sur une intersection sise à Androhibe appartenant à Mme IARIFENO Rose Vatosoa», dia niroso tamin’ny fanakatonana ity trano ity ny fiadidiana ny tanà nan’Antananarivo androany faha 19 Mey 2016. Nanatanteraka izany Lehiben’ny Boriboritany Fahadimy RAKOTO Emmanuel Richard sy ireo mpiara-miasa aminy ary ny Maitre RASOAMANANA Nicolas, vadintany.
May ny « tsena tsiafahy » ao Isotry: Tonga teny Ravalomanana Lalao
Nijery ireo mpivarotra traboina teny amin’ny Tsenan’ny Kianja Andrianjaka teny Isotry ny Ben’ny Tanà nan’Antananarivo Lalao Ravalomanana sy ny vadiny Marc Ravalomanana Continuer la lecture
CONFERENCE INTERNATIONALE sur « LES ORIGINES JUIVES A MADAGASCAR »
Lieu:
GRAND HOTEL « LE PAVE », ANTANINARENINA, ANTANANARIVO, (près de la Chambre de Commerce, Antaninarenina),
Jour:
MARDI 17 MAI 2016 Ã 08 HEURES 30 du matin.
Conférenciers:
Professeur TUDOR PAFITT (USA),
Pasteur Tolotra RATEFY (Madagascar),
Prince Rev. Dr. Ndriana RABARIOELINA (Madagascar).
Continuer la lecture
PAOLO EMILIO RAHOLINARIVO, « Misy namana miteny amin’ny teny tsy fantatra any amin’ny AFO Syndicale. »
Manana ny hasiny sy ny toerana misy azy ny « administrateur civil » eto amin’ny firenena na teo aloha izany indrindra ankehitriny. Manamafy izany ny fitokisan’ny filohan’ny repoblika azy ireo ka nanendreny ny praminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier izay « administrateur civil ». « Natao hanampy izay fanjakana misy izy ireo fa tsy natao hanongam-panjakana », hoy Paolo Emilio RAHOLINARIVO SOLONAVALONA, administrateur civil. Continuer la lecture
AFFAIRE PEDOPHILIE DE MITSIO : Roland Vilella nous répond de Paris
 Le pédophile André Gogniat cherche toujours à faire condamner ses victimes et se pourvoit en cassation ! Il est sans doute inutile de présenter Roland Vilella, nos lecteurs savent depuis longtemps son rôle dans l’affaire du pédophile André Gogniat. Interview exclusive directe par téléphone.
PEARLS GOLF CHAMPIONSHIP 2016 : Hanomboka amin’ny 14 May any Nosy-be Hell ville.
Hanomboka amin’ny Sabotsy ho avy izao ny fifaninanana « pearls golf championship 2016» izay ho tanterahana any Nosy-be amin’ity taona ity. Firenena maro no andray anjara amin’izany ankoatra ny Malagasy, toy ny Italiana, Frantsay, Anglisy… Continuer la lecture





















