Manararaotra ny mpangalatra rehefa vory vahoaka. Mpangalatra entana roa no tratra tao amin’ny hetsika ara-barotra Grande Braderie de Madagascar, teny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina. Continuer la lecture
Catégorie Actus
ONIVERSITE HPI-MASCA: Mpianatra 45 hamorona asa
Tontosa soamantsara ny famoahana amin’ny fomba ofisialy ireo tarika indray nihira andiany faha-3 avy ao amin’ny Université polytechnique d’Avarandrano – HPI MASCA. Continuer la lecture
FIARAHAMIASA AMIN’NY “FOR TWELVE SCHOOL”: Polisim-pirenena 26 mahay mifehy ny teny sinoa
Tsy ho sahirana intsony ny polisim-pirenena rehefa misy raharaha momba ny sinoa. Polisy miisa 80 nahazo fampianarana teny sinoa maimaim-poana noho ny fiarahamiasan’ny sampandraharahan’ny fiofanana sy ny fikarohana (DFCR) ao amin’ny ministeran’ny filaminam-bahoaka sy ny sekoly « for twelve school ». Continuer la lecture
« PERMIS » SY « CARTE GRISE BIOMETRIQUE » TENA « IZY » : Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena
Ela niandrasana ka tonga ihany. Tao aorian’ireny fampiatoana ny fanamboarana ny « permis » sy « carte grise biometrique » lazaina fa tsy tena « izy » ireny dia vonona amin’izay ny tena « izy ». Continuer la lecture
ONG MEDAIR: Andao hanavotra an’i Tsiveregna
Sarobidy ny olombelona tsirairay ho an’ny ONG Medair. Nampahafantarina ny 23 mey 2019 teny Antaninarenina ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous » ho tanterahin’ ity ONG iraisampirenena ity ho famonjena ireo Malagasy tafalatsaka ao anatin’ny fahasahiranana sy marefo noho ny loza voanjanahary. Continuer la lecture
« LE ZOMA DE TANA » : Resy teny amin’ny fitsarana ny kaominin’Antananarivo renivohitra
Miverina amin’ny hetsika « Le Zoma de Tana » etsy amin’ny Parvis Analakely raha ny didy navoakan’ny fitsarana misahana ny ady atao amin’ny fanjakana androany Alakamisy 23 Mey 2019. Continuer la lecture
AGRIKOBA: Mahasolo ny lafarinina ny “katsak”
Ambany noho ny eny amin’ny mpivarotra mahazatra ny vidin’ny koba katsaka vokarin’ny Agrikoba mandritra ny “Grande Braderie de Madagascar”. Continuer la lecture
LE ZOMA DE TANA: Nivadika ny kaominina Antananarivo Renivohitra
Nitory ny kaominina an’Antananarivo Renivohitra (CUA) teny amin’ny fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana ny mpikarakara ny hetsika ara-barotra « Le Zoma de Tana ». Continuer la lecture
SIF: Manan-jo hahazo taratasin-tany ny fokonolona
Mampiantrano ny fikaonan-doham-paritry ny mpisehatra amin’ny fananantany ho fiarovana ny zo fananantany ho an’ny fokonolona eto Afrika ny firenena malagasy. Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR: Manome sehatra ny fiompiana akoho
Hiavaka ny fetin’ny reny amin’ity taona ity. Hizara traikefa amin’ireo mpitsidika ny hetsika ara-barotra “Grande Braderie de Madagascar” (GBM) ireo matihanina amin’ny seha-pihariana akoho. Continuer la lecture





















