Tsy ny mpanohana ny fitondrana ankehitriny ihany no maneho ny heviny momba ny tetikasa Tanamasoandro. Nandritra ny fanokafana ny fivoriana ara-potoana eny anivon’ny Antenimierandoholona ny talata 15 oktobra 2019 dia nilaza ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rakotovao Rivo fa mahalala izay mahasoa ny vahoaka ny fitondrana. Continuer la lecture
Catégorie Actus
GRANDE BRADERIE : Miavaka amin’ny fihenam-bidy
Hanao varo-boba ny mpandray anjara ao amin’ny « Grande braderie » amin’ity andiany manaraka ity. Continuer la lecture
BMOI: La BCP ambitionne de l’inscrire dans une nouvelle étape significative
Le groupe BCP (Banque Centrale Populaire) est très intéressé et très confiant sur le marché malgache. Ce groupe marocain a finalisé le jeudi 17 octobre, l’acquisition de 71 % du capital de la Banque Malgache de l’Océan Indien (BMOI), auprès du Groupe BPCE (Groupe bancaire français formé des réseaux Banque Populaire et Caisse d’Epargne), après avoir obtenu l’ensemble des autorisations réglementaires. Continuer la lecture
KT D’AMBATOVINAKY : Le « Donakafom-piderana » se tiendra ce dimanche
La 3e édition du « Donakafom-piderana » suivie de « Tsakotsakom-pifaliana » aura bel et bien lieu cette année. Continuer la lecture
Fampandrosoana isam-paritra : Mila politikam-pirenena tena mifandanja isika
Nifarana androany 18 oktobra 2019 ny atrikasa fakan-kevitra teo amin’ny famolavolana ny politikam-pirenena ho fampiroborobona ny fotodrafitrasa sy ny fampitaovana teto Mahajanga, izay nandraisan’ny faritra Boeny, Betsiboka, Diana sy Sava ary Sofia anjara. Continuer la lecture
TOSIK’ART : Mpifaninana avy any amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany no nandrombaka ny 20 tapitrisa Ariary
Nahazo ny loka voalohany tamin’ny fifaninanana “Tosik’Art” nokarakarain’ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina ny tetikasa “Managnano”. Continuer la lecture
Lehiben’ny Faritra mpisolo toerana ao Boeny : Tena ilaintsika ny fakan-kevitra ho an’ny politikam-pirenena ho fampandrosoana
Atao eto an-dRenivohitry ny Faritra Boeny eto Mahajanga nanomboka ny Alatsinainy 14 Oktobra 2019 hatramin’ny Zoma 18 Oktobra 2019 ho avy izao ny fakan-kevitra iray ho fametrahana ny politikam-pirenena ho amin’ny fampandrosoana. Raisin-dry zareo eo anivon’ny PAGE/GIZ an-tanana ny fikarakarana ity fakan-kevitra ity…, ary tohanan’ny vondrona eraopeana sy ny BMZ.
Tombony lehibe ho an‘ ny faritra Boeny ny hanaovana ny atrikasa momba ny fakan-kevitra amin’ny fametrahana ny politikam-pirenena ho amin’ny fampandrosoana ny foto-drafidrasa sy ny fampitaovana (politique nationale de développement des infrastructures et équipements), hoy ny lehiben’ny Faritra Boeny mpisolo toerana Bazezy Vonombe Clovela Roslan. Continuer la lecture
KANDIDA JIMMY RANDRIANTSOA: Tsy miandry ho ben’ny tanàn’Alasora vao miasa ho an’ny tantsaha
Tao anatin’ny telo taona, nijaly rano ny tantsaha ao amin’ny fokontany Ambohimarina, kaominina Alasora noho ny fahasimban’ny tohandrano ao Andriambato. “Fampanantenana poakaty hatramin’izay no nataon’ny mpitondra teo aloha. Na ny vola hanaovana azy aza mbola any an-kibon’ny omby”. Continuer la lecture
GSDM-GIZ: Miitatra any amin’ny faritra Boeny ny fampianarana ny ankizy ny “agroécologie”
Efa misy ny teknikam-pambolena hiatrehana ny fahasimban’ny nofon-tany sy ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro izay miseho amin’ny alalan’ny tsy fahampian’ny rotsakorana, ny fikorontanan’ny tetiandrom-pambolena sy ny maro hafa. Continuer la lecture
ONG RTM- MENETP: L’accès à une éducation de qualité pour l’inclusion et égalité sera assuré
La vulnérabilité socio-économique d’une partie croissante des familles entrave la scolarisation de leurs enfants, particulièrement les enfants en situation de handicap. Continuer la lecture





















