« Kely fa teknisiana ny ekipan’i Fosa Juniors ». Continuer la lecture
Catégorie Actus
SKYLINE NGO: Lasan’i Épistolier ny loka goavana tamin’ny Bright Top III.
Ho fanomezana sehatra ny tanora Malagasy ny fifaninanana Bright Top III. Continuer la lecture
RAJERISON NICOLE VERONIQUE: Mitovy fomba fijery amin’ny kandida Andriantsitohaina Naina
Lavitry ny fandrosoana i Iarivo ka mila avadika ny pejy. Continuer la lecture
ORANGE MONEY – BDC: Ho mora ny fandefasana vola avy any Comores manketo Madagasikara
Kômôriana 200.000 isa no mivezivezy sy monina eto Madagasikara amin’izao fotoana raha ny tarehimarika nomen’ny tale ara-barotry ny Orange Money eto Madagasikara, Tovomanitra Rakoto. Continuer la lecture
ARKEUP ACADEMY: Mampiroborobo haingana ny orinasa ny «intelligence artificielle »
Manampy amin’ny fiainana andavanandro ary mitovy amin’ny atidohan’ny olombelona ny «intelligence artificielle » indrindra amin’ny lafiny asa ara-stratejika. Continuer la lecture
NATIONAL TOURISM DEVELOPMENT: 10 taona nikarohana ny mahasoa ny fizahantany
Mankalaza ny faha-10 taonany ny NTD (National Tourism Development). Nomarihana tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana sy fampirantiana ny zava-bita tao anatin’izay fotoana izay, teny amin’ny foibeny Antaninandro androany 23 oktobra 2019 ny fankalazana. Continuer la lecture
CARRIERE AMBOHIJANAKA: Hampiakatra ny raharaha eny amin’ny fitsarana ireo mpitrandraka
Tsy manaiky ny fanesorana azy eo amin’ny toerana hiasany ny koperativa Orimbato Lovasoa sy Rindrimbato Fanantenana mitrandraka vato eny Ambohijanaka. Continuer la lecture
FIAROVANA NY MPITSOA-PONENANA: Mbola taraiky i Madagasikara
Tsy ratsy foana ny resaka mpitsoa-ponenana. Manavotra ny ainy sy mitady fiarovana izy ireny matoa mandao ny fireneny. Olona mitsoaka ady na fanenjehana noho ny finoany, firazanany, ny vondrona misy azy, ny heviny ara-politika no antsoina hoe: mpitsoa-ponenana. Continuer la lecture
ADIN’NY MPIFANKATIA : Mampitahotra amin’ny alalan’ny fahalalana mpitsara ravehivavy
Trangam-piarahamonina hita eto Madagasikara, eto Antananarivo raha ny marimarina kokoa no taterina aminao androany. Rangahy iray mitonona ho mpitsara no nandrahona tovolahy iray tetsy Mahamasina omaly 19 oktobra 2019. Continuer la lecture
AMBATOVY : Nahomby ny andrana fampitomboana ny sahona Mantella aurantiaca
Velona tsara tao amin’ny toeram-ponenany vaovao tsy voajanahary (terrarium) niompiana azy sady afaka nitombo isa tsara ireo sahona Mantella aurantiaca miisa 162 nafindra ny taona 2012. Continuer la lecture





















