Sekoly miisa 100 miparitaka amina firenena afrikana 10 no nandray anjara tamin’ny WikiChallenge 2023. Sekoly telo (03) tamin’ireo no voasafidy hahazo ny loka goavana. Ao anatin’izany i Madagasikara tamin’ny alalan’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra (EPP) Behenjy, ny  sekoly Oued Chiaf ao Maroc ary ny sekoly ambaratonga fototra  Ras El Oued Smar Tataouine ao Tunisie. Continuer la lecture
Archives mensuelles juin 2023
AIRTEL MADAGASCAR – 10.000 CODEURS: Tanora malagasy miisa 10.000 hahazo fiofanana maimaimpoana momba ny asa manodidina ny nomerika
Hampihena ny isan’ny tsy an’asa. Betsaka ny orinasa no mitady mpiasa mahafehy ny tontolon’ny nomerika  saingy mbola vitsy no afaka hanao izany raha ny eto Afrika, ao anatiny i Madagasikara. Continuer la lecture
GTAE – GSDM : Le guide pour l’évaluation de l’agroécologie est présenté à Madagascar
Solution pour la dégradation du sol. « La seule façon de reconstituer la fertilité du sol et le milieu c’est à travers des pratiques agroécologiques », affirme Laurent Levard, Agroéconomiste au siège du Gret à Paris, lors de l’atelier de présentation du Guide pour évaluation de l’Agroécologie aux éditions du GRET et QUAE en Févier 2023. Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE DE MADAGSCAR: Iharan’ny fihenambidy ireo entana atao fanomezana ho an’i Neny
Mbola mitohy androany sabotsy 03 jona ary hifarana rahampitso alahady 4 jona ny Grande Braderie de Madagascar. Continuer la lecture
FMF : Atao tsy ho ela ny fifidianana ireo mpitantana isan-tsokajiny
Hiitatra roa volana ny fitaom-piasan’ny komity mpanatanteraka (CE). Taorian’ny fivoriana niarahan’ny FIFA sy ny Federasiona Malagasy ny baolina kitra (FMF) tamin’ny volana martsa 2023 dia anjaran’ny vaomiera mahaleotena roa ( Commission Electorale sy commission de recours) misahana ny fifidianana eo anivon’ny FMF no mamaritra ny tetiandro hanaovana fifidianana isan-tsokajiny. Eo ny  seksiona 101, ligy 22, mpikambana ao amin’ny komity mpanatanteraka miisa 11. Continuer la lecture






