Manome tantsoroka eo amin’ny sehatry ny fiompiana ny MPE na « Malagasy Professionnels de l’Elevage ». Ho fanamafisana ny  fampiroboroboana io sehatra io dia isan-taona dia misy Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
GIZ: Mampivelatra ny seham-pihariana amin’ny fiompiana osy sy tantely.
Anterivava : Mandray anjara amin’ny tsenaben’ny fiompiana sy ny vokatra azo avy aminy (FEPA) ny GIZ sy ireo mpiara-miasa aminy. Ny vokatra azo avy amin’ny Continuer la lecture
FANAKATONANA TRANO FIVAROTANA HANI-MASAKA TENY ANDROHIBE ANALAMAHITSY
Ho fampiharana ny «Arrêté Municipal n° 404- CUA/ CAB. 16 portant fermeture d’une construction métallique érigée sur une intersection sise à Androhibe appartenant à Mme Continuer la lecture
May ny « tsena tsiafahy » ao Isotry: Tonga teny Ravalomanana Lalao
Nijery ireo mpivarotra traboina teny amin’ny Tsenan’ny Kianja Andrianjaka teny Isotry ny Ben’ny Tanà nan’Antananarivo Lalao Ravalomanana sy ny vadiny Marc Ravalomanana Continuer la lecture
PAOLO EMILIO RAHOLINARIVO, « Misy namana miteny amin’ny teny tsy fantatra any amin’ny AFO Syndicale. »
Manana ny hasiny sy ny toerana misy azy ny « administrateur civil » eto amin’ny firenena na teo aloha izany indrindra ankehitriny. Manamafy izany ny Continuer la lecture
PEARLS GOLF CHAMPIONSHIP 2016 : Hanomboka amin’ny 14 May any Nosy-be Hell ville.
Hanomboka amin’ny Sabotsy ho avy izao ny fifaninanana « pearls golf championship 2016» izay ho tanterahana any Nosy-be amin’ity taona ity. Firenena maro no andray Continuer la lecture
« HIFATRATRA ANY AMIN’NY FILOHA NY KOLIKOLY ATAON’NY MANODIDINA AZY RAHA TSY MANAFAY IZY ».
Nahomby ny famoriana ireo tomponandraikitry ny fikambanana sendikaly isan-karazany, ireo hery velona rehetra manerana Nosy, … nataon’ny AFO Syndicale. Namaly ny antso ihany koa ireo Continuer la lecture
GADRAO IREO MPANAO KOLIKOLY…. !
Naresaka tato hato ny fiakaran’ny feo mikasika ireo mpanao kolikoly ao amin’ny mpitondra ambony. Anisany mitaky fanagadrana ireo mpanao kolikoly ny AFO SYNDICALE. Mangataka sy Continuer la lecture
Ambohijatovo : Manazava ny CUA
Manodidina ny resaka tsy mitovy momba ny toerana hanamarihan’ireo sendika ny voalohan’ny volana may, fetin’ny asa dia mitondra fanamarihana ny kaominina an’Antananarivo fa fahazoan-dalana tokana Continuer la lecture
Andro eran-tany momba ny ny boky sy zon’ny mpamorona : VOVONAMBEN’NY ROHIN’NY BOKY
Ankoatra ny fankalazana ny Andro eran-tany momba ny boky sy zon’ny mpamorona izay nomarihina tamy varotra fampisehoana teo Antaninarenina, dia notanterahana teo amy ny efitrano Continuer la lecture