Après trois années d’activité, WeLight vient d’électrifier un 35e village à Madagascar. Cela signifie que 5 000 foyers, dans six régions de la Grande Île, Continuer la lecture
Archives mensuelles octobre 2021
ROCADE D’IARIVO : Application du décret fixant les procédures de paiement d’indemnités aux présumés propriétaires immobilières expropriées
L’Etat Malagasy poursuit les traitements des dossiers et les paiements des indemnisations des propriétaires de terrains et rizières impactés par la Rocade d’Iarivo. Continuer la lecture
ASSOCIATION SOMBINIAIKO : Mandray anjara eny amin’ny tsenaben’ny hazandrano
Ankoatra ny fanabeazana ara-pahasalamana sy fanabeazana ara-bola dia misehatra amin’ny fiompiana trondro Bio ihany koa ny fikambanana Sombiniaiko. Continuer la lecture
BAOLAI : ENTANA 1er CHOIX AMIN’ NY VIDINY MIRARY
Rehefa manakaiky toy izao ny volana Novambra, dia ny milina mandeha amin ‘ ny herinaratra no tena mahasarika ny vahoaka Malagasy. Mifanojo amin’ izany indrindra Continuer la lecture
FAMPIRANTIANA SARY MANOLOANA NY LISEA JEAN-JOSEPH RABEARIVELO: Mbola manjaka ve ny fihavanana?
Iza avy no tomponandraikitra raha misy ny olona sahirana? Ny fanjakana irery ve? Sa ny vahoaka koa manana andraikitra sy adidy amin’ny mpiara-belona? Continuer la lecture
MADAGASIKARA: « Lohalaharana amin’ny krizy ara-toe-tany… »
Tsy maintsy mihetsika haingana ny mpitondra eran-tany mba hamonjena aina sy hiarovana ny zo izay atahorana ho voahosihosy noho ny loza ara-toe-tany eto Madagasikara. Ny Continuer la lecture
FOIRE ECONOMIQUE ET COMMERCIALE DES 23 REGIONS : Fifanomezan-tanana eo amin’ny mpandraharaha mandinika sy vaventy
Faritra 17 amin’ny 23 no efa vonona amin’ny fikarakarana ny « Foire économique et commerciale des 23 régions », araka ny tatitra nataon’ny mpikarakara, ny 26 oktobra Continuer la lecture
Lôla 20 taona : « Tiako loatra ianao »
« Tiako loatra ianao » ! io no Fampisehoana izay hiarahana amin’ny Lola ny 01 Novambra 2021 ao amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahatena Mamahasina amin’ny 3ora sy Continuer la lecture
Fitondram-panjakana : Ny fitokana ny zava-bita no mahamendy
Mifantoka amin’ny fitokanana ireo zava-bita manerana ny Nosy ny vaindohan’draharahan’ny mpitondra fanjakana amin’izao fotoana izao. Efa saika ho isan-kerinandro ihany koa ny fametrahana ireo olona Continuer la lecture
Ala-saona : Hijanona sa hiaraka aminay ?
 « Hianareo ve hijanona sa hiaraka aminay » io no lohateny hampitondrain’izy ireo ny fampisehoana izay hatao, ny 07 novambra ho avy izao ao Antsahamanitra,entina  hanamarihan’izy ireo Continuer la lecture