Namory ireo tanora vonona hiara-hiasa aminy ny kandida Paul Rabary omaly 12 septambra 2018, teny amin’ny Dome Rta Ankorondrano. Nambarany nandritra ny famelabelaran-kevitra narahina adi- hevitra natao tamin’io fotoana io fa hanatanteraka ny nofinofin’ny tsirairay ny fanjakana rehefa lany filohampirenena izy. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FANADINANA BAKALOREA: Nanafatrafatra ny tomponandraikitra
Hanomboka ny alatsinainy 17 septambra 2018 ary hifarana ny alakamisy 20 septambra 2018 ny fanadinana bakalôrea ho an’ny fampianarana ankapobeny. Continuer la lecture
MOZEA QUAI BRANLY AO PARIS: Hampiranty ny momba an’i Madagasikara
Ny 18 septambra 2018 ka hatramin’ny 01 janoary 2019, hiranty ao amin’ny mozea Quai Branly – Jacques Chirac ao Paris ny kanto, tantara, kolontsaina an’i Madagasikara. Continuer la lecture
KANDIDA MAILHOL: Hanamaivana ny saran’ny fitsaboana
Mbola nisy tamin’ireo naratra vokatry ny fifanosehana teny Mahamasina, talohan’ny fanombohan’ny lalao fifanintsanana nifandonan’ny Barea sy ny senegaly ny alahady 9 septambra 2018 no mbola manaraka fitsaboana eny amin’ny hopitaly HJRA Anosy. Continuer la lecture
KANDIDA DAMA MAHALEO : Mangataka tolo-tanana
Fomba hafa no nentin’i Dama Mahaleo, kandida amin’ny fifidianana filohampirenena hisarihana ny vahoaka ny Malagasy. Continuer la lecture
« Haify Mampihavana »: Hanandratra ny tsiron-tsakafo mampiavaka ny Malagasy
Mitombo hatrany ny singa mampiavaka ny hetsika ara-tsakafo « Haify Mampihavana ». Lohahevitra ho an’ny andiany faha-dimy ny « haify lafivalo » satria handray anjara ao ny avy amin’ny faritra sy ireo vahiny avy ivelany. Continuer la lecture
Rodoben’ny vaky boky an-dalambe: Ho fampitiavana ny teny sy ny kolontsaina malagasy
« Tsapanay fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy sy ny HAVATSA/UPEM fa nihena be ny fankafizan’ny Malagasy ny vaky boky », hoy ny solontenan’ny birao ao amin’ny fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy Mbola Ranto Ramanantsoa. Continuer la lecture
Le PRM Rajaonarimampianina à la rescousse des agriculteurs pour Fisandratana
Le Président de la République de Madagascar (PRM), Hery Rajaonarimampianina à la rescousse des agriculteurs pour Fisandratana pour atteindre l’objectif du « Plan Fisandratana 2030 » ne cesse de déployer tous les moyens pour booster le secteur Agricole qui est un des facteurs clés de l’économie de Madagascar. Continuer la lecture
Mpanara-maso ny kandidà: Tafajoro ny komity
Natao hanandratra sy hanara-maso ny fampiharana ny “dina ara-pitsi-pitondrantena sy ny fahitsiana ho an’ireo mpilatsaka ho fidiana, ho fitoniana amin’ny fifidianana filoham_pirenena” ny komity iombonana ho amin’ny dina. Continuer la lecture
VOKA-PIKAROHANA: Trandrahina ho lasa famoronan’asa
Miditra amin’ny andiany faha-efatra ny « salon de la recherche au service de l’économie et de l’emploi ». Ny alakamisy 6 sy ny zoma 7 septambra 2018 eny amin’ny Esplanade an’ny Oniveriste Antananarivo no hanatanterahina izany. Continuer la lecture





















