Mpianatra telopolo indray nahazo ny diplaoma Licence sy Ingéniorat. Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny 26 oktobra 2018 tao amin’ny espace Sombiniaiko Soavimbahoaka ireto andiany faha-28 misalotra ny anarana hoe : « émeraude » ireto. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FANAMBOARANA TRANO: Fampiasam-bola azo antoka
Ahazoana tombony kokoa ny fampiasam-bola amin’ny fanamboarana trano eto Madagasikara. Continuer la lecture
« CONTENEUR » 12 AO AMIN’NY ORINASA IMEX : Mijaly ny tompon’entana
Narindrin’ny fadintseranana efa ho iray volana sy folo andro ny fitahirizana entana ao amin’ny orinasa IMEX. Continuer la lecture
FOIRE INTERNATIONALE DES GEMMES ET BIJOUX DE MADAGASCAR : Miteraka asa
Mbola malalaka ny tsena eo amin’ny sehatry ny fitrandrahana sy fanodinana ny vatosoa eto Madagasikara. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly 23 Oktobra 2018 ka hifarana ny 27 Oktobra ny tsena iraisam-pirenena amin’ny sehatry ny vatosoa na « Foire internationale des gemmes et bijoux de Madagascar » atao eny amin’ny « Mining business center » Mamory Ivato. Continuer la lecture
FITANANA AM-PONJA VONJIMAIKA: Olona 52 maty tsy voatsara akory
Tsy voahaja ny zon’olombelona ho an’ireo voatana vonjimaika any am-ponja, araka ny fanadihadiana nataon’ny fikambanana Amnesty International tamin’ireo fonja sivy teto Madagasikara tamin’ny volana aogositra 2017 ka hatramin’ny septambra 2018. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY FANONDRANANA OLONA: Firenena fitaratra i Madagasikara
Ho fampitoviana ny fomba fijery iadiana amin’ny fanandevozana maoderina, ny fampiasana zaza tsy ampy taona, ny asa an-terivozona eto Madagasikara ny atrikasa ho tanterahina ny 25 oktobra 2018 eny amin’ny Carlton Anosy. Continuer la lecture
ONIVERSITE ANTANANARIVO: Hanoro ny mpianatra vao afaka BAC
Misokatra ho an’ireo mpianatra vao afaka fanadinana bakalorea na mbola te handranto fianarana eny amin’ny onivesitem-panjakana eny Ankatso ny “salon de l’étudiant”, andiany 2018. Continuer la lecture
HERINANDRON’NY HAVÀTSA: Tsiaro ho an’i ED Andriamalala
Miompana amin’ny famelomana ny asa soratr’i Emilson Daniel Andriamalala na E.D Andriamalala ny herinandron’ny Havatsa izay karakarain’ny fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra Malagasy ary ny HAVATSA- UPEM. Continuer la lecture
« SALON DE L’ÉTUDIANT » : Manatona ny mpianatr’i Toamasina
Tombony ho an’ireo mpianatra vao afaka fanadinana bakalorea any Toamasina ny « salon de l’étudiant ». Voalohany ny Mada jeune no mikarakara « salon de l’étudiant » any amin’ny faritany. Continuer la lecture
ATD QUART MONDE: Nahatonga ireo mpitsimpona fako ho nanana asa mahavelona
Manohitra tanteraka ny fizarana zavatra amin’ireo olona sahirana ny ONG ATD Quart monde. “Manohitra ny zo aman-kasin’ny olona izany”, hoy ny mpilatsaka an-tsitrapo ao amin’ny ONG, Prisca Randrianarindriana. Continuer la lecture





















