Porofo mivaingana ny zava-nitranga teny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely fa marobe ireo Malagasy tsy mahavita mitsabo tena na dia hizaha ny fahasalamany fotsiny aza. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
CENTRE SOCIAL ARRUPE: Ny anjara biriky ho fanarenana ny fiarahamonina
Sarotra ny mahita filaminana raha tsy eo ny fihavanana sy ny fahamarinana, hoy ny Mopera Noël Marie Cyprien Razafinandraina. Continuer la lecture
TETIKASA MANONDROALA II: Mitohy ny famerenana ny ala amin’ny laoniny
Nampahafantarina tamin’ny alalan’ny seminera ny fanombohana ny tetikasa Manondroala II. Ny 8 mey 2019 teo no nanatanterahina izany teny amin’ny DLC Anosy. Continuer la lecture
INSTAT: Nivoaka ny « comptes nationaux » sy ny IPC vaovao
Novaina ny fomba fandrefesana ny « comptes nationaux ». Natao nanaraka ny fenitra « système de comptabilité nationale 1993 » (SCN-93) izany raha toa ka SCN-84 ny teo aloha. Continuer la lecture
FIANGONANA ADVANTISTA: Karazana aretina maro ho tsaboina maimaim-poana
Ho fanasavoana ny mpiara-belona dia mikarakara fizaham-pahasalamana sy fizarana fanafody maimaim-poana ny departemanta ny fahasalamana ao amin’ny fiangonana Advantista eto Madagasikara. Continuer la lecture
FAHA 80 TAONA NY SEKOLY LYPARS : Tetikasa maro no hotanterahana
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny Alahady 05 Mey 2019 lasa teo ny fankalazana ny faha-80 taonan’ny Lycée Privé Adventiste Rajoelison Soamanandrariny (LYPARS). Continuer la lecture
ADIHEVITRA ARA-TOEKARENA: Fanantenana ho an’ny orinasa malagasy
Mahatsapa ireo orinasa any amin’ny faritra fa lasa ankilabao sy voahilikilika. Tsikaritra ihany koa fa toa tsy misy vokany akory ny fifanankalozan-kevitra niarahan’ny sehatra miankina sy ny sehatra tsy miankina amin’ny fanjakana. Continuer la lecture
TANANA VAOVAO “TANÀ-MASOANDRO”: Hanomboka ny asa
“Tsy ho nofy intsony”, hoy ny sekretera jeneralin’ny fiadidian’ny Repoblika ny fananganana tanàna vaovao nandritra ny fanokafana ny fivoriana fampahafantarana ny tetikasa “Tanà-Masoandro” sy ny biraon’ny sampandraharaha misahana ny tetikasa, ny 3 mey 2019. Continuer la lecture
SEKOLY LYPARS : Mahay asa tanana avy hatrany ireo mpianatra
Feno 80 taona ny Lycée Privé Adventiste Rajoelison Soamanandrariny (LYPARS). Continuer la lecture
ANTANANARIVO SALAMA : 4000 ny mpandray anjara
Fahombiazana ny hazakazaka nokarakarain’ny fiangonana Advantista natao teny Imahamasina ny Alarobia 01 Aprily 2019. Continuer la lecture





















