Aretina tsy dia faheno eto amintsika ny fijininihan-drà lava na « hémophilie » kanefa mahafaty raha tsy voatsabo haingana. Raha ny tarehimarika nomen’ny ivon-toerana misahana ny fitsaboana  ity aretina ity (CTHMada), eny amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalo  (HJRA)  Anosy  dia vao olona 150 manerana an’i Madagasikara no mbola fantatra fa tratry ny fijininihan-drà lava. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
CITY ART: Varotra fampirantiana sary hosodoko no nisantarana azy
Manan-talenta ny mpiangaly kanto Malagasy saingy ny toerana ahafahana mampahafantatra ireo sangan’asany no olana tsy mampiroborobo azy ireny. Continuer la lecture
RABESAHALA GISELE: Notsarovan’ny vehivavy afrikana tatsimo
Daty manan-tantara ho an’i Afrika Atsimo ny 09 aogositra. Natokana hankalazana ny andron’ny vehivavy afrikana tatsimo ho fahatsiarovana ireo vehivavy nitolona tamin’ny 09 aogositra 1956 io daty io. Continuer la lecture
TERATANY BRITANIKA NITSORAKA TENY AMBONY FIARAMANIDINA: Hita tao Mahadrodroka ny taolambalony sasantsasany
Noho ny ezaka nataon’ny zandarimariam-pirenena sy ny fokonolona dia hita tao amin’ny kaominina Mahadrodroka, distrikan’Analalava ny taolambalon’i Alana Moly, tovovavy 21 taona nitsoraka avy eny ambony fiaramanidina, ny 25 jolay 2019 lasa teo. Continuer la lecture
FIER MADA ANDIANY FAHA-21: Mitombo hatrany mpandray anjara
Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny FIER MADA ny Prezidan’ny Repoblikan’i Madagasikara Rajoelina Andry androany 07 aogositra 2019 teny amin’ny kianjan’i Makis Andohatapenaka. Continuer la lecture
FIRY ISIKA IZAO: Namoaka ny antontan’isa vonjimaika ny INSTAT
Tombanana hitombo avo roa heny ny isan’ny mponina eto Madagasikara afaka 20 taona raha ny antontan’isa vonjimaika momba ny fanisà na ankapobeny fahatelo ny mponina sy ny toera-ponenana (RGPH3), navoakan’ny INSTAT nandritra ny atrikasa natao ny 6 aogositra 2019 teny amin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny. Continuer la lecture
FITSABOANA DIABETA: Nahita vokatra mahomby ny mpianatry ny ISPM
Fototra iray manatsara ny kalitaon’ny fahaizan’ny mpianatra eny ambaratonga ambony ny fikarohana. Continuer la lecture
TOSIK’ART: Fifaninanana mamorona orinasa amin’ny sehatry ny kolontsaina
Asa mahavelona ny fandraharahana ara-kolontsaina. Mbola sakana tsy mampiroborobo ny indostria ara-koltoraly eto amintsika anefa ny lafiny ara-bola, ny ara-teknika, ny tsy fahampian’ny traikefa, ny tsy fahampian’ny foto-drafitr’asa sy ny maro hafa. Continuer la lecture
KATRO & CO: Modely ny toeram-pivarotan’i Selesy mofo akondro
Tsy iadian-kevitra intsony ny hatsaran’ny kalitaon’ny mofo akondro amidin’i Selesy eny Ambohijatovo Avaratra. Na dia efa miharatsy aza ny toeram-pivarotany dia hifanotofan’ny mpanjifa hatrany ny tsenany. Continuer la lecture
FIKAMBANANA SAINA: Miantso ny tanora manana vinavinan’asa
Andro lehibe ho an’ny fikambanana SAINA ny 29 jolay 2019. Notolorana tamin’io alatsinainy io ny valisoa ho an’ireo tanora manana vinavinan’asa mendrika indrindra tamin’ny fifaninanana vinavinan’asa sy fihariana vaovao. Continuer la lecture





















