Tsy hatahorana hiteraka diabeta ny fihinanana osy zana-tany. Nambaran’ny tomponandraikitry ny fikambanana Tanora Miavotse avy ny Androy, Kalimahazo fa hena fotsy ary avy eto an-toerana ny osy zana-tany. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
SOCOLAIT: Mampianatra ny mpiompy hahay hikajy ny fandaniana
Ronono 12.600 litatra isan’andro no voaangon’ny orinasa Socolait. Mpiompy ombivavy be ronono ao amin’ny faritra vakinakaratra miisa 2280 no miara-miasa aminy. Continuer la lecture
FOIRE INTERNATIONALE DE L’AGRICULTURE : Manaraka ny vina Fisandratana
Efa mizotra any amin’ny lalan’ny Fisandratana i Madagasikara raha eo amin’ny lafiny fambolena sy ny fiompiana. Fomba iray hanohizana ny lalà na ny « Foire Internationale de l’Agriculture » na FIA. Continuer la lecture
KANDIDA PAUL RABARY: Hanatanteraka ny nofinofin’ny tsirairay
Namory ireo tanora vonona hiara-hiasa aminy ny kandida Paul Rabary omaly 12 septambra 2018, teny amin’ny Dome Rta Ankorondrano. Nambarany nandritra ny famelabelaran-kevitra narahina adi- hevitra natao tamin’io fotoana io fa hanatanteraka ny nofinofin’ny tsirairay ny fanjakana rehefa lany filohampirenena izy. Continuer la lecture
FANADINANA BAKALOREA: Nanafatrafatra ny tomponandraikitra
Hanomboka ny alatsinainy 17 septambra 2018 ary hifarana ny alakamisy 20 septambra 2018 ny fanadinana bakalôrea ho an’ny fampianarana ankapobeny. Continuer la lecture
MOZEA QUAI BRANLY AO PARIS: Hampiranty ny momba an’i Madagasikara
Ny 18 septambra 2018 ka hatramin’ny 01 janoary 2019, hiranty ao amin’ny mozea Quai Branly – Jacques Chirac  ao Paris ny kanto, tantara, kolontsaina an’i Madagasikara. Continuer la lecture
KANDIDA MAILHOL: Hanamaivana ny saran’ny fitsaboana
Mbola nisy tamin’ireo naratra vokatry ny fifanosehana teny Mahamasina, talohan’ny fanombohan’ny lalao fifanintsanana nifandonan’ny Barea sy ny senegaly ny alahady 9 septambra 2018 no mbola manaraka fitsaboana eny amin’ny hopitaly HJRA Anosy. Continuer la lecture
KANDIDA DAMA MAHALEO : Mangataka tolo-tanana
Fomba hafa no nentin’i Dama Mahaleo,  kandida amin’ny fifidianana filohampirenena hisarihana ny vahoaka ny Malagasy. Continuer la lecture
« Haify Mampihavana »: Hanandratra ny tsiron-tsakafo mampiavaka ny Malagasy
Mitombo hatrany ny singa mampiavaka ny hetsika ara-tsakafo « Haify Mampihavana ». Lohahevitra ho an’ny andiany faha-dimy ny « haify lafivalo » satria handray anjara ao ny avy amin’ny faritra sy ireo vahiny avy ivelany. Continuer la lecture
Rodoben’ny vaky boky an-dalambe: Ho fampitiavana ny teny sy ny kolontsaina malagasy
« Tsapanay fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy sy ny HAVATSA/UPEM fa nihena be ny fankafizan’ny Malagasy ny vaky boky », hoy ny solontenan’ny birao ao amin’ny fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy Mbola Ranto Ramanantsoa. Continuer la lecture