Andron’ny firaisankina. Teo ambany fiahian’ny vadin’ny filoham-pirenena, Rajoelina Mialy dia nanatanteraka andro natokana ho an’ny firaisankina ny Orange Solidarité Madagascar ho fizarana hafaliana ho an’ireo fianakaviana sahirana sy ny ankizy taizana amin’ireo fikambanana sy mianatra amin’ireo sekoly mpiara-miasa amin’ity fikambanana misahana ny asa sosialy ao amin’ny orinasa Orange Madagascar ity. Continuer la lecture
Catégorie Actus
Feno 5 taona ny FANDAHARANA NO STRESS : Ao amin’ny RTA no fotoana…
Amin’ izao vanin’ andro izao , noho ny roto roton’ ny andavanandro dia ny manjoy ny fandaharana mandeha amin’ ny ireny televizionina ireny no fialan – tsasatra ankafizin’ ny daholobe. Isan’ izany ny fandaharana ara kolontsaina sy fialamboly « No Stress », izay feno 05 taona tamin’ ity taona ity. Continuer la lecture
Feno 17 taoana ny BAOLAI: RAIKITRA NY BAZAR DE NOËL
Amin’ ny vaninandro toy izao, dia maro ny magazay lehibe eto amintsika no ahitana karazana entana loha laharana amin’ ny kalitao, izay azo hatao cadeaux.Anisany izany tranombarotra « baolai », izay hita ao bazar – be toamasina, analakely sy etsy soarano. Continuer la lecture
INDEMNISATION DES PERSONNES AFFECTEES PAR LE PROJET ROCADE : 14,224 milliards d’Ariary sont actuellement décaissés
Un guichet unique. L’Etat Malagasy a prévu un budget de 21,512 milliards d’Ariary pour assurer l’indemnisation des propriétaires des biens impactés par le projet de construction de la Rocade Nord Est, Rocade Est. 94% (597/635) des personnes affectées par le projet (PAPs) sont indemnisées sur les constructions, cultures, occupants, locataires et pertes d’activités, ainsi que 26% (193/738) des propriétaires de terrains et rizières. Sur les 21,512 milliards d’Ariary prévus, 14,224 milliards d’Ariary sont actuellement décaissés. Continuer la lecture
NOELY 2020: Nampahery ireo ankizy marary sy ny mpiasan’ny fahasalamana ny Orange Solidarité
Sarobidy ny fifampizarana. Anisany manan-danja ho an’ny ankohonana ny fetin’ny noely. Continuer la lecture
STARTIMES: Mitombo hatrany ireo tolotra manokana ho an’ny fetin’ny noely
Ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa sy ireo mbola hanjifa. Dimy taona amin’ity volana desambra 2020 ity no nanoka-baravaravana ho an’ny daholobe ny Startimes. Continuer la lecture
VOLY FIRST IMMO : Ho atao sakafon’ny mpianatra ireo vokatry ny fambolena sy fiompiana natao tao an-tsekoly
Fanatsarana ny voka-panadinana sy ny fisorohana ny fitsoahana an-daharana any an-tsekoly. Afaka misitraka sahady ny vokatry ny voly legioma sy voankazo tao an-tokontanin-tsekoly ireo mpianatry ny EPP Ankadinandriana. Continuer la lecture
CLUB MANAGING SPORT NATATION: Montsan’ i Antsa, Finaritra ary Baritiana ny zava-bita teo aloha
Mikiry hatrany. Tsy ampy ny fifaninanana lomano amin’ny dobo filomanosana 25 metatra. Ahazoana ny zava-bitan’ireo mpilomano amin’izany indrindra no nahatonga ny Club Managing Sport Natation nikarakara ny fifaninanana “la persévérance” izay tohanan’ny Mvola. Continuer la lecture
BIRAON’NY OJM : Tsy handray anjara amin’ny fanaovana karatra matianina ho an’ny mpanao gazety
Ny zavatra nataon’ny teo aloha ihany no ezahana averina. Hidiran’ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina ny OJM ( Ordre des Journalistes de Madagascar), hoy ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara. Continuer la lecture
FAMBOLEN-KAZO MAHARITRA : Hahazo tombony ireo tantsaha eny Andramasina
Zana-kazo 25.000 no hambolena amin’ny tany mirefy 24 ha eny Andramasina ao anatin’ny dimy taona. Io no vina napetraky ny Fondation Axian ho fandraisana anjara amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Continuer la lecture