Auteur .


RATSIRAKA Didier Ignace : Tsy maintsy ilaina (?)


Lahatsoaratra niseho an-gazety tamin’ny 07 oktobra2011 ity…. Fanahy iniana avoaka eto ho fahatsiarovanay eto amin’ny delireMadagascar  azy…

Noho ny antony tsy fisian’ny trano isitrihany eto Madagasuikara no mbola tsy ahatongavan-dRatsiraka, hoy ny mpomba azy eto an-toerana. Tsy nahazo fahazoan-dalana hiditra eto Ratsiraka, hoy ny Gazety namana. Ratsiraka dia manana ny heviny mikasika ny famahana ny olana eto Madagasikara, hoy ireo mpiara-dia aminy manokana. Fa Ratsiraka dia olan’ity Madagasikara ity,hoy ny fanazavan’izy tenany, tamin’ny fotoan’andro nahateo amin’ny fitondrana azy. Continuer la lecture


TAOMBAOVAO MALAGASY : Nahazo fanasana ny CFM


Nomarihina tamin’ny fomba manetriketrika ny «  Taombaovao Malagasy 2021 Fidiovam-Pirenena (13-14 martsa) » teo ambany fiahian’ny Andriana RANJEVA Raymond, Andriambenimerina, mpitarika ny Antenimieran’ny Andriana Merina AAM, ny Printsy Rina TELESPHORE, Atoa RANDRIANJATOVO Henri, Filohan’ny Trano Kolotoraly Malagasy, ary ny Fikambanana Taranaka Ambohidrabiby, tarihin’ny Filohany ny Andriana ANDRIAMBOLOLO-NIVO Rabetrano. Continuer la lecture


Fanjakana tan-dalàna : Sao mba ao Ambohidahy no vaha-olana ?


Azo hamaritana ny loko mainty ho lasa fotsy ve ny lalàna velona eto amintsika eto? Aleo kosa mba hifanarahana fa ny fotsy dia fotsy, ary eo ambonin’izay fahafotsiana izay no hanoratana amin’ny ranomainty mazava tsara izay lalàna tokony harahina sy hampanjakaina. Tompon’antoka amin’ny fiarovana ny lalàna fototra mampijoro ny fitondrana eto amintsika eto, ny etsy Ambohidahy etsy. Koa rehefa ireo no mangina dia “marina” izany ny fihetsiky ny mpitondra. Izany tokoa ve? Continuer la lecture


Fanjakana tan-dalàna : Sao mba ao Ambohidahy no vaha-olana ?


Azo hamaritana ny loko mainty ho lasa fotsy ve ny lalàna velona eto amintsika eto? Aleo kosa mba hifanarahana fa ny fotsy dia fotsy, ary eo ambonin’izay fahafotsiana izay no hanoratana amin’ny ranomainty mazava tsara izay lalàna tokony harahina sy hampanjakaina. Tompon’antoka amin’ny fiarovana ny lalàna fototra mampijoro ny fitondrana eto amintsika eto, ny etsy Ambohidahy etsy. Koa rehefa ireo no mangina dia “marina” izany ny fihetsiky ny mpitondra. Izany tokoa ve?

Continuer la lecture


Échanges public-privé : Relance économique multisectorielle


Comme il l’a annoncé, le Président de la République a tenu une réunion avec les opérateurs économiques et les capitaines d’industries malagasy ce 17 juin 2020 au palais d’État d’Iavoloha. Cette rencontre a eu pour objet la relance économique multisectorielle de Madagascar post covid-19. D’emblée, le Président Andry Rajoelina a réitéré son soutien aux entrepreneurs et acteurs du secteurs privé. « L’État malagasy se tient à vos côtés et continue sans relâche à œuvrer pour le redressement du pays. Nous veillerons chaque jour à ce que cette relance économique soit inclusive, qu’elle ait des impacts concrets dans la vie quotidienne du peuple Malagasy » a-t-il déclaré.

Continuer la lecture


Saika Gazety : Endriky ny asan-dRandriamalala Simon


Mpanao tantara an-tsary mpiseho an-gazety no nahalalan’ny maro an’i Simon Randriamalala. Efa an-taonany maro no nanaovany an’izany. Olona tia mandinika ny lesoka na ny tombony tsara amin’ny fiainam-piaraha-monina izy.
Saika gazety: Saka doka… Saika tsara ve? Tsia!  Zava-baovao izy ity raha ny fijerinay ato amin’ny délireMadagascar azy. Ny fampitàna ny serasera dia tsara kokoa rehefa ny tena tompony no mikirakira azy. Entintsika amin’ny fotoana manaraka ny antsipirihany fa indro aloha ny santatra fotsiny ihany. Mahaiza mankafy!1235567

 


PPP : La Paositra Malagasy et la FLM


Un excellent modèle de partenariat public privé ! C’est ainsi que la Convention de partenariat entre la Paositra Malagasy (PAOMA) et la Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) peut être qualifiée.

Rendez-vous était donné au siège du FLM Isoraka (ex Consulat de Norvège) Lundi 04 mai 2020 à 14h30 entre les deux entités supra. D’une part, les membres du staff de la PAOMA dirigés par son DG, d’autre part, les grands Gamaliel du Comité Central de la FLM (Ecclésiastiques et Laïcs confondus) sous la direction du maître de céans le Rév Dr Rakotonirina David, Président National et le Trésorier National Lahiniriko Jean. Les journalistes venus en masse n’étaient pas en reste. D’ailleurs ils étaient félicités spécialement par le PN du FLM pour la journée du 3 mai. Il les a aussi encouragés à véhiculer dans les différents types de médias cette bonne nouvelle de la Convention signée. Continuer la lecture