Fomba fanaon’ny zandarimariam-pirenena ny manao tatitra ny asa vita. Nanao valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety ry zareo omaly 21 febroary momba ny ampahan’ny asa vita tao anatin’ny fotoana fohy manerana ny faritra enina sy ny faritra 22. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
FARITRA MELAKY: Tafaverina avokoa ny omby lasan’ny dahalo
Nitrangana asan-dahalo tany Ambatomainty faritra Melaky tamin’ny 19 Febroary 2019. Tamin’ny 4 ora maraina no nitrangan’izany tao amin’ny tanà nan’ Ambonarabe Bedaba. Continuer la lecture
« ASA-MALOTO » ANATY TAMBA-JOTRA SOSIALY : Mifampiaro ny mpiasan’ny fadintseranana
Voaresaka matetika teny amin’ny tamba-jotra sosialy ny ataon’ny mpiasan’ny fadintseranana eny Ivato. Continuer la lecture
FITSABOANA AN’I ERIC FOU HEHY: Miantso ny Prezidà n’ny repoblika
Mbola mila vola 74 875 Euros ny fitsaboana an’i Eric Fou Hehy any Inde amin’izao fotoana izao. Manao antso avo amin’ny Prezidan’ny repoblika Andry Rajoelina izy mba hanampy azy. Continuer la lecture
Tanà na Zoari : Mandray hetsika isan-karazany
Miroborobo fatratra ny fandraharahana eo amin’ny sehatry ny fandraisana lanonana isan-karazany eto amintsika. Continuer la lecture
Hetsika etsy Mahamasina : Hanampy ny mpianatra vao afaka bakalorea
Nanomboka omaly ary hifarana anio 15 Febroary ny hetsika « Salon de l’étudiant » fidirana Febroary 2019 amin’ny fianarana ambaratonga ambony. Continuer la lecture
« AUTO ECOLE »: Tsy ampy ny foto-drafitr’asa
Sahirana mihitsy ireo toeram-pampianarana fiarakodia « Auto école » amin’ny tsy fahampian’ny foto-drafitr’asa. Continuer la lecture
« Salon de l’étudiant »: Roa andro ho an’ny mpianatra
Sahiran-tsaina ireo mpianatra vao afaka bakalorea tamin’ny taona 2018 ka tsy mbola tafiditra tamin’ny volana Novambra 2018 iny. Maro ny antony nahatonga izany. Continuer la lecture
« SECOURS ISLAMIQUE FRANCE »: Nanolo-tanana ireo tra-boina tany Atsimo
Nametraka takaitra tamin’ny faritra atsimon’ny nosy iny ilay rivo-doza « Eketsang » tany amin’ny fari-dranomasin’i Mozambika ny herinandron’ny 21 Janoary 2019. Continuer la lecture











