Fandaminana. Taorian’ny fivoriana niarahana tamin’ny tomponandraikitry ny filaminana dia nanao fanambarana ny teo anivon’ny federasiona malagasy ny baolina kitra (FMF) fa amidy manomboka rahampitso 15 novambra 2019 ny tapakila ho an’ny “gradin” ahafahana mijery ny lalao fifanintsanana CAN 202, hifandonan’ny ekipam-pirenena malagasy sy etiopiana. Continuer la lecture
Auteur lynda
ONIVERSITE MASCA SABOTSY NAMEHANA: Tsy ho vaovao amin’ny sehatry ny asa intsony ny mpianatra
Betsaka ny tombondahiny ho azon’ny mpianatra ao amin’ny “université polytechnique d’Avaradrano” (UPA)/ MASCA. Mampahafantatra ny lalam-piofanana sy ny fomba hidirana ao aminy mandritra ny “salon de l’orientation et guide des etudes supérieures” ny oniveriste MASCA. Continuer la lecture
GLOBAL EXPO SPECIAL BAC: Manana tolotra mifanaraka amin’ny fahefan’ny tsirairay ireo oniversite any ivelany
Fanohizana fianarana any ivelany. Nanomboka androany 14 novambra 2019 ary hifarana rahampitso 15 novambra 2019 eny Anosy ny “Global expo spécial Bac”. Continuer la lecture
MPIANATRA MALAGASY TANY MAROC: Hitondra ny anjara birikiny amin’ny fampandrosoana
Manana tamberinandraikitra ho an’ny tanindrazana. Niantoka ny fandefasana ireo mpianatra malagasy nahazo vatsim-pianarana tany Maroc ny fanjakana malagasy. Continuer la lecture
ZAVA-MANIRY JATROPHA ANY TSIHOMBE: Nahavitana solika ary mora noho ny “gasoil” ny vidiny
Miodina amin’ny “biocarburant” vita amin’ny “jatropha mahafalensis” ny groupe éléctrogène ampisain’ny orinasa Phileol Madagascar. Tamin’ny alalan’ny GEMAHA, tetikasa famokarana herinaratra, ho an’ny tontolo ambanivohitra, avy amin’ny “jatropha mahafalensis” hita any Atsimon’i Madagasikara, distrikan’i Tsihombe no nahafahana namokatra io solika io. Continuer la lecture
SECES ANTANANARIVO: Hanatevin-daharana ny fitokonana ny Seces Toliara…
Manamafy ny fampiatoana ny asa aman-draharaha eny amin’ny oniveriste an’Antananarivo ny mpampianatra-mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra. Taorian’ny fivoriambe notanterahan’izy ireo androany 7 novambra 2019 teny Ankatso dia nanao fanambarana izy ireo fa mitohy ny fitokonana. Continuer la lecture
KANDIDA ANDRIAMAHEFA PATRICK: Havadika ho fampandrosoana ny hetahetan’ny mponin’i Sabotsy Namehana
Tsy mampanantena poakaty, tsy mampanantena volana aman-kintana. Efa karazany mipasoka ny efa malama sisa no ataon’ny kandida ben’ny tanàna Andriamahefa Nirina Patrick mandritra ity fampielezan-kevitra ity. Continuer la lecture
KANDIDA RANDRIANARISOA PENJY: Tsy takona afenina ny zava-bita tao amin’ny kaominina Ivato
Ho atao manezinezina ny fandresena. Taorian’ny fotoam-pivavahana nanombohana ny fampielezan-kevitra dia nanao diabe nitety ny tanàna ny kandida laharana faha-3 ao amin’ny kaominina Ivato sy ny mpanohana azy androany 5 novambra 2019. Continuer la lecture
EFOI MADAGASCAR: Ho ampiana tosika ireo vehivavy manana tetikasa
Hahatonga ny vehivavy ho matihanina amin’ny sehatra marolafy. Tetikasa roa no nampahafantarin’ny EFOI (Entreprendre au Féminin Océan Indien) eto Madagasikara sy ny PNFDDSA (Plateforme Nationale Femme, Développement Durable et Sécurité Alimentaire) teny Antaninarenina omaly 4 novambra 2019. Continuer la lecture
TAFIKA AN-DRANOMASINA: Atao eto Madagasikara ny Cutlass Express 2019.2
Fitandroana ny filaminana an-dranomasina. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany 4 novambra 2019 teny amin’ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena Ampahibe ny Cutlass Express 2019, andiany faharoa. Continuer la lecture











