Sarotra ny mahita filaminana raha tsy eo ny fihavanana sy ny fahamarinana, hoy ny Mopera Noël Marie Cyprien Razafinandraina. Continuer la lecture
Auteur lynda
TETIKASA MANONDROALA II: Mitohy ny famerenana ny ala amin’ny laoniny
Nampahafantarina tamin’ny alalan’ny seminera ny fanombohana ny tetikasa Manondroala II. Ny 8 mey 2019 teo no nanatanterahina izany teny amin’ny DLC Anosy. Continuer la lecture
INSTAT: Nivoaka ny « comptes nationaux » sy ny IPC vaovao
Novaina ny fomba fandrefesana ny « comptes nationaux ». Natao nanaraka ny fenitra « système de comptabilité nationale 1993 » (SCN-93) izany raha toa ka SCN-84 ny teo aloha. Continuer la lecture
FIANGONANA ADVANTISTA: Karazana aretina maro ho tsaboina maimaim-poana
Ho fanasavoana ny mpiara-belona dia mikarakara fizaham-pahasalamana sy fizarana fanafody maimaim-poana ny departemanta ny fahasalamana ao amin’ny fiangonana Advantista eto Madagasikara. Continuer la lecture
FAMINDRANA LAKILE TEO AMIN’NY OMACI: Nitondràna mpitandro filaminana
Nanaiky tsy fidiny ny tale jeneralin’ny OMACI (Ofisy Malagasy misahana ny sarimihetsika), Ramitandrinarivo Bon-Temps namindra andraikitra tamin’ny tale jeneralin’ny kolontsaina, Razafiarison Francis Alexandre. Continuer la lecture
ADIHEVITRA ARA-TOEKARENA: Fanantenana ho an’ny orinasa malagasy
Mahatsapa ireo orinasa any amin’ny faritra fa lasa ankilabao sy voahilikilika. Tsikaritra ihany koa fa toa tsy misy vokany akory ny fifanankalozan-kevitra niarahan’ny sehatra miankina sy ny sehatra tsy miankina amin’ny fanjakana. Continuer la lecture
« ROTARY DISTRICT 9220 »: Manao tomban’ezaka ny asa vita
Mampiantrano ny “assemblée de formation” andiany faha-24 sy ny “conférence du district 9220” andiany faha-23 an’ny “Rotary Club International” i Madagasikara. Continuer la lecture
HENNE NOIR ET COLORANTS CAPILLAIRES: Leur utilisation provoque une réaction allergique grave
Les médecins préviennent que l’utilisation de henné noir et de colorants capillaires, même si leur utilisation est étendue, peut s’avérer nocive, voire fatale, car ils peuvent provoquer une réaction allergique grave. Continuer la lecture
TSENABEN’NY BOKY: Voalohany no nisy minisitera nanohana
Trano heva 19 mivarotra boky isan-karazany amin’ny vidiny taka-bahoaka no hita mandritra ny enina andro eny amin’ny tsenaben’ny boky. Continuer la lecture
FIKAMBANANA FAN’DIO: Nanatevin-daharana ny « tagnamaro »
Tsy fanodinana sarimihetsika no nataon’ny ekipan’ny « Scoop Digital » teny amin’ny EPP Ambohipo, androany sabotsy 27 aprily 2019 fa fandraisana anjara amin’ny fanampiana ny mpiara-belona. Continuer la lecture











