Manakorontana ny fahasalamana ny diabeta. Anisany asa fototra iantsorohan’ny Lions Club International ny resaka diabeta. Noho izany dia nikarakara hetsika fitiliana faobe manerana an’i Madagasikara izy ireo nandritra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny diabeta ny 14 Novambra 2020. Continuer la lecture
Catégorie Actus
CNAPS-BOA: Hahazo tolotra manokana ireo mpandray fisotroan-dronono sy vidin-takaitra
Olana lehibe hitarainan’ireo mpikambana ao amin’ny CNAPS ny filaharana lavabe sy maharitra rehefa handray fisotroan-dronono sy vidin-takaitra. Continuer la lecture
CNAPS: Mahazo fampiofanana arak’asa maimaim-poana ireo very asa
Ho tohin’ny fanampiana ireo mpikambana ao amin’ny CNAPS ka very asa noho Covid-19 dia teraka ny fiarahamiasan’ny CNAPS amin’ny CENAM, CCIFM, CDA ary ny MPE. Tontosa ny 11 novambra 2020 teny Ampefiloha ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’izy ireo. Continuer la lecture
STARTIMES : Nandrombaka ny « loka ho an’ny marika TNT mivoatra indrindra”
Televiziona nomerika natao ho an’ny ankohonana rehetra. Ny Startimes no nibata ny “amboara ho an’ny marika TNT mivoatra indrindra” ka natolotra azy nandritra ny lanonana “Brands and Advertising Excellence Awards 2020” nokarakarain’ny Marketing Edge tany Nigeria izany. Continuer la lecture
FONDATION AXIAN: Ho asiana toerana fanaovana fanatanjahantena isaky ny fokontany
Eny Anosibe Angarangarana no hisantarana ny fananganana toerana fanaovana fanatanjahantena eny anivon’ny fokontany. Amin’ny alalan’ny fiarahamiasa eo amin’ny Fondation Axian sy ny kaominina an’Antananarivo Renivohitra (CUA) no ahafahana manatanteraka izany. Continuer la lecture
VILLAGE ORANGE AMBATONDRAZAKA: Mamaly ny filàn’ny mponina ireo foto-drafitr’asa
Tontosa ny 07 novambra 2020 ny fanokanana ny « Village Orange » faha-27 ao Ambatondrazaka. Ny fikambanana Orange Solidarité Madagascar no nanampy tamin’ny fanamboarana ireo foto-drafitr’asa. Continuer la lecture
GLOBAL PURCHASE: Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny vokatra ao aminy
Miezaka hatrany ry Chef Mbinina sy ny mpiara-miasa aminy amin’ny fanatsarana ary indrindra ny mba hanara-penitra ny toerana hamokarana ny vokatra ao amin’ny Gastronomie Pizza. Continuer la lecture
FITORIANA NY BEN’NY TANANAN’ALASORA : Indroa niala maina ireo mpitory
Nohamafisin’ny teo anivon’ny fitsarana tampony ny didy navoakan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana . Tsy afa-po tamin’ny didy navoakan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ny kandidà mpanolon-tsaina iray avy ao amin’ny fikambanana TAMI ( TAlasora MIray) sy ny kandidà ben’ny tanana laharana fahatelo ka nampiakatra teny amin’ny fitsarana tampony. Continuer la lecture
TELMA: Mividy finday iray, namany mamboly hazo iray
Tsy vitan’ny indray andro ny fambolen-kazo. Loharanon’ny fahalotoan’ny rivotra i Antananarivo ka mila ala hisintona izany manodidina ny renivohitra”, hoy ny Ministry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy, Baomiavotse Vahinala Raharinirina. Continuer la lecture
CNAPS : Mahazo fanampiana ara-bola tsy averina ireo mpandray fisotroan-dronono, ireo natsahatra tamin’ny asany
Tsapa ankehitriny ny tombontsoa amin’ny maha mpikambana. Taorian’ny fizarana Tsinjo Fameno dia nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny 31 oktobra 2020 tany Fort Dauphin ny fanampiana ara-bola karazany roa ataon’ny CNAPS amin’ny alalan’ny tahirim-bola ho an’ny asa sosialy sy fahasalamana ho an’ireo zokiolona mpandray fisotroan-dronono, « rentier » ary ireo natsahatra tamin’ny asany (chômeurs) noho ny valanaretina covid-19. Continuer la lecture





















