La mise en place de la sécurité nécessite la solidarité de tous les pays Africains, si on résume en une phrase tous les discours successifs des officiels pendant l’ouverture du forum de Tana, le 21 avril 2018. Continuer la lecture
Catégorie Actus
HUAWEI: P Smart ny hiaka farany
“Manangan-tanana fotsiny dia mipika ny sary”. Ho an’ireo tia maka sary na manao “selfie”, manamora ny fangalana sary ny finday vaovao P Smart, navoakan’ny Huawei. Continuer la lecture
HUAWEI: P Smart ny hiaka farany
“Manangan-tanana fotsiny dia mipika ny sary”. Ho an’ireo tia maka sary na manao “selfie”, manamora ny fangalana sary ny finday vaovao P Smart, navoakan’ny Huawei. Nanomboka ny sabotsy 21 aprily 2018, efa azo jifaina any amin’ireo magazay mivarotra ny marika Huawei izy ity. Continuer la lecture
IKM: Mampidi-bola ny kolontsaina
Feno dimy taona ny IKM na Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy. Notontosaina omaly 19 aprily 2018 ny lanonam-pankalazana ary tao amin’ny foiben-toerany, Antsahavola ihany no nanatanterahina izany. Continuer la lecture
TETIKASA PEV : Fifidianana hanjakan’ny filaminana
Manakaiky kokoa ny sosialim-bahoaka ny famatsiam-bola ataon’ny vondrona Eropeanina. Antok’izany ny fahamarinan-toeran’ny fanjakana. Noho izany, manampy amin’ny tsy hisian’ny korontana izy amin’ny fifidianana hitranga eto Madagasikara. Continuer la lecture
Solombavambahoaka Vololona : Mitaky fifonana ampahibemaso
Efa fanaon’ny solombavambahoaka Vololona Raherisoa lany teny amin’ny boribory tany faha enina tamin’ny alalan’ny MAPAR ny manao tatitra amin’ny vahoaka nifidy azy rehefa vita ny fivoriana teny amin’ny Antenimierampirenena. Continuer la lecture
HETSIKY NY MAPAR SY TIM: Manetry ny fahefan’ny prefet
Na dia mahazo fahazoan-dalana avy any amin’ny kaominina an’Antananarivo renivohitra aza ny hetsika ataon’ireo solombavambahoaka MAPAR sy TIM, ny prefektioran’ny polisy no tompon-teny farany. Manam-pikasana hamory vahoaka eo amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ireto solombavambahoaka tsy nandray anjara tamin’ny fifidianana ny lalàna fehizoro momba ny fifidianana ireto, amin’ny sabotsy 21 aprily 2018 ho avy izao. Hanao tatitra momba ny fandaniana io lalàna io no anton’ny hetsika. Tsy mbola nampahafantarina momba ny hetsika sy naharay taratasy fangatahana hanao izany ny eo anivon’ny prefektioran’ny polisy hatramin’ny omaly 17 aprily 2018, nanaovany valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety.
Mihevitra ireo solombavambahoaka fa voalazan’ny lalam-panorenana ny fanaovana tatitra amin’ny vahoaka. Noho izany, tsy ilaina akory ny fangatahana fahazoan-dalana. Nilaza kosa anefa ny prefet, Angelo Christian Ravelonarivo fa manao tsinontsinona ny fahefany sy ny maha izy izany. Noho izany, tsy manaiky ny famoriam-bahoaka ataon’ireo solombavambahoaka ny eo anivon’ny prefektioran’ny polisy. Nanapa-kevitra ihany ireo solombavambahoaka taorian’ny valan-dresaka naaon’ny prefet ka nanatitra taratasy fampahafantarana ny hetsika.
Lynda A.
Boana Jean Pierre (AV7) : Rako-pantsy ny TIM-MAPAR
« Manao tsinontsinona ny rà latsaka sy aina nafoy teo Antaninarenina tamin’ny 7 febroary 2009 ny fivondronan’ireo solombavambahoaka MAPAR sy ny TIM », hoy ny mpitarika ny AV7, Boana Jean Pierre. Continuer la lecture
VAZAHA “MITENY GASY”: Fampiharana ihany no hahaizana ny teny
Teratany vahiny i Hansen Payton kanefa mahafehy ny teny Malagasy. Mahay manoratra amin’ny teny gasy ihany koa izy. Hasina no fiantsoana azy satria mitovitovy fanononana ny anarany Hansen izany. Continuer la lecture
FAHASIMBAN’NY TONTOLO IAINANA : Anisany ny fomba fambolena.
Manao izay ho afany ny rehetra amin’ny tokony hiarovana ny tontolo iainana izay efa tandindon-doza ankehitriny. Nanatanteraka andro amin’ny fomba fambolena maharitra na « Agro-écologiques » ny GSDM sy ireo mpiara-miombon’antoka ny 12 sy 13 Aprily 2018 lasa teo tany Antsirabe. Continuer la lecture




















