Nanamafy ny fiarahamiasany ny Banque Malgache de l’Océan Indien (BMOI) sy ny Orange Money mba ho fanatonana hatrany mpanjifa. Continuer la lecture
Catégorie Actus
KANDIDA MAILHOL: Nahazo tso-drano
Tafara-dalana ny finoana kristianina sy ny silamo noho ity fifidianana efa manakaiky ity. Tsy mijanona amin’ny finoana roa ireo ihany anefa fa tonga nanome tso-drano an’ny kandida Mailhol nandritra ny famorina vahoaka nataony tany Toamasina ny Alahady 16 Septambra 2018 lasa teo ny ray aman-dreny ara-drazana. Continuer la lecture
IMBIKY HERILAZA: “Mbola tsy feno ny fepetra maha fanjakana tan-dalàna”
Vahaolana hampitsaharana ny “valifatim-bahoaka” na “vindicte populaire” ny fanajanonana ny teritery ataon’ny mpitondra fanjakana amin’ny mpitsara, hoy ny mpahay lalàna, Imbiky Herilaza. Continuer la lecture
WORLD TRADE CENTER: Resy lahatra tamin’ny World cleanup day
Firenena 156 no nankalaza ny andro manerantany ho an’ny fanadiovana (World cleanup day). Mpilatsaka an-tsitrapo mahery ny 4000 no nanamarika izany ny sabotsy 15 septambra 2018 raha ny teto Madagasikara. Continuer la lecture
MADAGASCAR FASHION WEEK OCÉAN INDIEN: Hitari-dalana ny tanora momba ny lamaody
Hitondra tombontsoa lehibe ho an’ny tanora Malagasy ny fitsidihana ny ny hetsika “Madagascar fashion week Océan Indien”. Continuer la lecture
TANORA MIAVOTSE: Mahasalama ny osy zana-tany
Tsy hatahorana hiteraka diabeta ny fihinanana osy zana-tany. Nambaran’ny tomponandraikitry ny fikambanana Tanora Miavotse avy ny Androy, Kalimahazo fa hena fotsy ary avy eto an-toerana ny osy zana-tany. Continuer la lecture
SOCOLAIT: Mampianatra ny mpiompy hahay hikajy ny fandaniana
Ronono 12.600 litatra isan’andro no voaangon’ny orinasa Socolait. Mpiompy ombivavy be ronono ao amin’ny faritra vakinakaratra miisa 2280 no miara-miasa aminy. Continuer la lecture
FOIRE INTERNATIONALE DE L’AGRICULTURE : Manaraka ny vina Fisandratana
Efa mizotra any amin’ny lalan’ny Fisandratana i Madagasikara raha eo amin’ny lafiny fambolena sy ny fiompiana. Fomba iray hanohizana ny lalàna ny « Foire Internationale de l’Agriculture » na FIA. Continuer la lecture
VANIM-POTOANAN’NY FAMPIELEZAN-KEVITRA : Hitsikilo ny mpiasam-panjakana ny DFP
Manomboka amin’ny fisokafan’ny vanim-potoanan’ny fampielezan-kevitra amin’ny 8 oktobra 2018 dia hitety isaky ny distrika ny Dinika ho Fanavotam-Pirenena (DFP). Continuer la lecture
KANDIDA PAUL RABARY: Hanatanteraka ny nofinofin’ny tsirairay
Namory ireo tanora vonona hiara-hiasa aminy ny kandida Paul Rabary omaly 12 septambra 2018, teny amin’ny Dome Rta Ankorondrano. Nambarany nandritra ny famelabelaran-kevitra narahina adi- hevitra natao tamin’io fotoana io fa hanatanteraka ny nofinofin’ny tsirairay ny fanjakana rehefa lany filohampirenena izy. Continuer la lecture





















