Afaka 5 taona dia hankalaza ny faha-zato taona ny tily eto Madagasikara izay ny taona 1924 no niforonany ary notarihin’i Chef RANDRIA sy ny ekipany tamin’izany fotoana izany. Continuer la lecture
Catégorie Actus
TAMBOHOBE : Mitohy ny ady amin’ny herisetra
Tao aorian’ny fivoriam-be notanterahana teny amin’ny B-Maestro Betongolo sy noho ny fahataperan’ny fe-potoam-piasan’ny biraon’ny fikambanana TAMBOHOBE « Tanora Mbola ho beazina » dia notanterahana ny fifanoloran’andraikitra teo amin’ireo mpikabana amin’ny birao vaovao sy ny teo aloha. Natao tetsy Antaninarenina izany androany Alakamisy 20 Jona 2019. Continuer la lecture
LAPAN’ANDAFIAVARATRA : Azo tsidihan’ny daholobe
Hisokatra ho an’ny daholobe ny mozea an’ny Lapan’Andafiavaratra. Fotoana voafetra ihany anefa izany. Ny 21 jona ka hatramin’ny faran’ny volana septambra 2019 no hampirantiana ireo vakoka sisa tsy may tao amin’ny Rovan’Antananarivo, notehirizina tao amin’ny Lapan’Andafiavaratra. Continuer la lecture
CARTEL: Manazava ny raharaha Raboanarijaona Holijaona sy Manandafy Mahery Lanto
Ny 20 jona 2019 ny fotoam-pitsarana momba ny fitoriana nataon-dRaboanarijaona Holijaona, misahana ny “émergence de Madagascar” an’i Manandafy Mahery Lanto. Continuer la lecture
GROUPE SMTP: Mampatanjaka ny firenena ny fananganana indostria
Mitaraina ireo tompona indostria miorina eto Madagasikara noho ireo entana avy any ivelany mitobaka eto an-toerana. Continuer la lecture
ORANGE ESPORT EXPERIENCE : Rayan Mamitiana, hisolo tena an’i Madagasikara any Egypte
Nikarakara lalao momba ny « jeu vidéo » PES 2019 ny Orange Esport Experience amin’ireo firenena misy ny orinasa Orange. Continuer la lecture
FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA : Miasa amin’ny tao-tsaritany ny FANC Madagascar
Mahatsapa ny rehetra ankehitriny fa miha-simba ny tontolo iainana. Ny fisian’ny ala betsaka anefa no afahana mamerina ny tontolo iainana ho tsara satria izy no mitazona ny « carbone ». Continuer la lecture
TOHAN-DRANON’ANDEKALEKA : Miankina aminy parc Mantadia
Ala arovana sy toerana mando ny ao amin’ny « Madagascar National Parks », Mantadia. Continuer la lecture
PRESIDENT MALAGASY : « Les prix du carburant doivent impérativement baisser »
« Quoiqu’il arrive au pays, les prix du carburants doivent impérativement baisser. Continuer la lecture
PROJET ALLIANCE MOBILE: Vers le décloisonnement des espaces éducatifs et culturels
Afin de continuer à conforter la reconnaissance d’utilité publique que l’Alliance française d’Antananarivo a acquise auprès du gouvernement malgache par son décret N°2012-726 du 31 juillet 2012, l’Alliance française d’Antananarivo a mis en place le projet « Alliance mobile ». Continuer la lecture





















