Des saletés partout dans les rues, ruelles et routes inondées, des montagnes d’ordures débordant des bacs, puanteurs irrespirables et haut risque d’épidémies. Voilà l’image ternie de la « Ville des mille », capitale de Madagascar devenue la ville des mille …ordures ! Un constat qui ne semble pas inquiéter nos responsables et décidreurs qui se contentent de vagues explications à l’instar du SAMVA ( Service autonome du maintien de la ville d’Antananarivo), sous tutelle du ministère de l’Eau, Assainissement et Hygiène, qui a promis une capitale propre en 15 jours, ayant bénéficié d’un budget de 400 millions d’Ar. pour ce faire. Continuer la lecture
Archives journalières 29 décembre 2015
Nahazo volam-panjakana ny fiangonana
Inona no dikan’ity andininy faha-2 ao amin’ny lalampanorenana ity: “Ny fanjakana dia manamafy ny tsy fombà ny ny atsy na aroa eo anatrehan’ny finoana samy hafa. Ny tsy fampifangaroana ny fitondram-panjakana sy ny finoana eto amin’ny Repoblika dia miankina amin’ny foto-kevitra mikasika ny fisarahan’ny raharaham-panjakana sy ny fikambanam-pivavahana ary ny solontenany. Continuer la lecture
Risques d’inondations : Les habitants des bas quartiers mobilisés
Face aux risques d’inondation, les habitants des bas quartiers à Antananarivo-Renivohbitra se sont mobilisés. A l’initiative du Ministère de la Population, de la Protection sociale et de la Promotion de la Femme (MPPSPF), ils ont participé, depuis le début de cette semaine, à des travaux de Haute Intensité de Main d’œuvre (HIMO). Continuer la lecture
Loholona: raikitra ny fifidianana
Amin’ity anio ity no hanantanterahana ny fifidianana loholona manerana an’i Madagasikara. Loholona miisa 42 no hofidiana manerana ny Nosy,  izany hoe: 7 isaky ny faritany teo aloha. Biraom-pifidiana 1695 manerana ny Nosy no hanatanteran’ireo mpifidy vaventy miisa  12 664 eny anivon’ny distrika  no hanatanterahana ny latsabato manomboka amin’ny 6 ora maraina anio. Continuer la lecture
Ravalomanana Lalao: Nanamboatra ekipa « vaovao »
Manoloana ny tsy fisian’ny fiaraha miasa matotra eo amin’ny fitondrana foibe mpanatanteraka sy ny tanà na Antananarivo dia nisy fanovana eo amin’ireo mpiara miasa  akaiky amin-dRamatoa ben’ny tanà na Lalao Ravalomanana. Continuer la lecture