Fomba fanaon’ny mpino silamo ny mamarana ny volan’ny ramadany amin’ny fomba manetriketrika. Nanatanteraka izany ny mpino silamo mivondrona ao amin’ny fikambanan’ny zanak’avaratra ny 15 jona 2018. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
MINISTRA VAOVAO: Hiezaka hampananan’asa
Tontosa androany 14 jona 2018 ny famindram-pahefana teo amin’ny ramatoa Toto RAHARIMALALA Marie Lydia, minisitry ny fampanan’asa, fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa teo aloha sy ny ministra Pierre Houlder RAMAHOLIMASY ary ny ministra Aimée Lydia RAHANTASOA. Continuer la lecture
MPANJIFAN’NY ORANGE: Afaka manaraka ny vaovao momba ny « mondial 2018 »
Tontosa ny fifananaraham-piarahamaisa stratejika eo amin’ny « Jeune Afrique Media Group » sy ny Orange MEA. Manomboka izao dia afaka manaraka ny vaovao havoakan’ny « Jeune Afrique » ny mpanjifan’ny Orange amin’ireo firenena mampiasa ny teny frantsay. Continuer la lecture
ISOC MADAGASCAR: Hihaino ny fitarainan’ny mpanjifan’ny aterineto
Hamory ireo mpampiasa ny aterineto, ny orinasa mpamokatra aterineto ary ny manam-pahefana mitantana ny aterineto (internet) eto Madagasikara ny fikambanana “ISOC Madagascar” (Internet Society Madagascar) sy ny Habaka. Continuer la lecture
MINISTRA GUY RIVO RANDRIANARISOA: Hanokatra ny orinasa TIKO
Hanatanteraka ny teny nifanaovana teo amin’ny kianjan’ny 13 mey ny ministry ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina, Guy Rivo Randrianarisoa. Continuer la lecture
CARNAVAL DE MADAGASCAR : Mampiroborobo ny fizahantany
Ny sabotsy 16 sy ny alahady 17 jona ny hetsika ara-koltoraly “carnaval de Madagascar”. Niova ny toerana tamin’ity andiany faha-efatra ity. Continuer la lecture
Kaominina Ampitatafika: Mikarakara fetim-bahoaka maimaim-poana
Efa mipetrapetraka ny fanomanana ny fetim-pirenena ho an’ny kaominina Ampitatafika. Eo am-panangonana ny ho enti-manana hampifaliana ny vahoaka ny kaominina, hoy ny ben’ny tanàna, Rado Ramparaoelina. Continuer la lecture
Niarovana Caroline : Les « cadiens » vont épauler les sortants de l’IFTM
Le Président Rajaonarimampianina, lors du lancement du CNSS, le 7 juin 2018 à Niarovana Caroline, a présenté dans son discours des bases pour réussir la marche vers Fisandratana 2030. Continuer la lecture
Fanotorana tany : Tsy ho afa-bela ireo mpiray tetika
Hanara-maso ireo toerana nototorana tany tsy manaraka ny drafi-panajariana ny tany ireo polisy vao avy nanao fianianana ny 11 jona 2018. Continuer la lecture
Antoko politika MSV: Hamerina ny rafitra fokonolona
“Tsy voatery avy aminay ny kandida handray anjara amin’ny fifidianana filohampirenena”, hoy ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy Sahy sy Vonona (MSV) nandritra ny fijoroan’ny antoko tamin’ny fomba ofisialy androany 09 jona 2018. Continuer la lecture





















