Mitaraina ireo tompona indostria miorina eto Madagasikara noho ireo entana avy any ivelany mitobaka  eto an-toerana. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
ORANGE ESPORT EXPERIENCE : Rayan Mamitiana, hisolo tena an’i Madagasikara any Egypte
Nikarakara lalao momba ny « jeu vidéo » PES 2019 ny Orange Esport Experience amin’ireo firenena misy ny orinasa Orange. Continuer la lecture
FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA : Miasa amin’ny tao-tsaritany ny FANC Madagascar
Mahatsapa ny rehetra ankehitriny fa miha-simba ny tontolo iainana. Ny fisian’ny ala betsaka anefa no afahana mamerina ny tontolo iainana ho tsara satria izy no mitazona ny « carbone ». Continuer la lecture
TOHAN-DRANON’ANDEKALEKA : Miankina aminy parc Mantadia
Ala arovana sy toerana mando ny ao amin’ny « Madagascar National Parks », Mantadia. Continuer la lecture
PRESIDENT MALAGASY : « Les prix du carburant doivent impérativement baisser »
« Quoiqu’il arrive au pays, les prix du carburants doivent impérativement baisser. Continuer la lecture
PROJET ALLIANCE MOBILE: Vers le décloisonnement des espaces éducatifs et culturels
 Afin de continuer à conforter la reconnaissance d’utilité publique que l’Alliance française d’Antananarivo a acquise auprès du gouvernement malgache par son décret N°2012-726 du 31 juillet 2012, l’Alliance française d’Antananarivo a mis en place le projet « Alliance mobile ». Continuer la lecture
FIMPIMA: Hetsika roa no hamaranana ny fankalazana ny faha-55 taona
Hizara roa ny famaranana ny fankalazana ny faha-55 taonan’ny FIMPIMA na fikambanan’ny mpikabary Malagasy. Ny tapak’andro marainan’ny 28 jona 2019 dia hisy ny velan-kevitra ataon’ireo mpikabary avy ao amin’ny fikambanana. Continuer la lecture
WOMEN IN BUSINESS: Mifanome tanana ireo vehivavy mpandraharaha
Mitana ny laharana voalohany ny vehivavy afrikana raha amin’ny fandraharahana no resahana, araka ny tatitra farany. 24 % ny vehivavy afrikanina manana ny orinasany manokana raha 17 % izany any Amérique Latine. Continuer la lecture
ONG MEDAIR: Fomba tsotra nefa manavotra aina ny fanomezan-drÃ
Nanombohan’ny ONG Medair ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous » ny fanomezan-drà . Ny tontolo andron’ny 11 jona 2019 teny amin’ny trano fitehirizan-drà HJRA Anosy no nanatanterahin’ny ekipan’ny ONG sy ireo mpiara-miasa aminy ary ireo mpanohana ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous » izany. Continuer la lecture
GFEM: Manome tolotra manokana ho an’ny vehivavy mpandraharaha ny BOA
Mbola sakana ho an’ny fandraharahana eto amintsika ny fahasarotan’ny fitadiavana famatsiambola. Raha ny vehivavy mpandraharaha no resahana dia misedra olana izy ireo rehefa hindram-bola any banky. Continuer la lecture





















