Ho avin’ny fampandrosoana ireo ankizy. Rehefa voavolavola amin’ny tsara ny ankizy dia ho lasa moteran’ny fampandrosoana ny firenena. Continuer la lecture
Catégorie Actus
NID DESIGN: Tolotr’asa maro ampahafantarina eny Ivandry
Fanampiana ny tanora eo amin’ny sehatry ny asa. Nanomboka androany 22 novambra 2019 ary hifarana rahampitso 23 novambra 2019 eny amin’ny Infinithé Ivandry ny hetsika natokana ho an’ny asa, karakarain’ny Nid Design miaraka amin’ny DCTP (Plateforme pour le Développement des Compétences Techniques et Professionnelles). Continuer la lecture
KAOMININA AMPITATAFIKA SY ALAKAMISY: Nanaovana fanadihadiana momba ny fangaraharan’ny fitantanana
Mamporisika ny mponina handray andraikitra. Nampahafantarina androany 22 novambra 2019 teny amin’ny efitrano malalaky ny kaominina Ampitatafika ny valin’ny fanadihadiana momba ny fangaharahan’ny fitantanana eny anivon’ny kaominina Ampitatafika sy Alakamisy Fenoarivo. Continuer la lecture
ESD: Sekoly ambony tsy mampianatra afa-tsy lalàna sy “science politique”
Zava-baovao. Maro ny vaovao nampitain’ny tomponandraikitry ny ESD (Ecole Supérieur de Droit et de Science Politique) androany 21 novambra 2019. Continuer la lecture
MISS MADAGASCAR 2019: Voahajan’ny CMM ny dingana rehetra tokony atao
Miova tampoka. Taorian’ny fanambaran’i Valérie Binguira, Miss Madagascar 2019 androany (21 novambra 2019) tamin’ny tambazotran-tserasera sosialy “facebook” dia nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny CMM androany tamin’ny telo ora, izay tokony nanatrika izany i Valérie saingy tsy tonga na dia efa nahafantatra aza. Continuer la lecture
STARTIMES : Tonga aloha dadabe noely
Afaka manjifa ny televiziona nomerika ny isan-tokantrano. Continuer la lecture
SECES: Miantso ny Prezidan’ny Repoblika sady hamory ny mpianatra
Tsy araky ny eritreretina. Nihaona tamin’ny ministry ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny solontenan’ny SECES manerana ny Nosy ny 19 novambra 2019. Rehefa avy nivory ny mpampianatra-mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra avy eto Antananarivo sy ny solontena avy any amin’ny faritany omaly 20 novambra 2019 dia nanao fanambarana tamin’ny mpanao gazety. Continuer la lecture
INTERNET ETO MADAGASIKARA: “Tokony ho tonga isan-tokantrano”
Feno 25 taona no nampiasan’i Madagasikara ny “internet”. Continuer la lecture
FIFANINTSANANA CAN 2021 : Trongisin’ny Barea ny Mena
Mitana ny laharana voalohany ny Barean’i Madagasikara ao amin’ny vondrona K tamin’ny andro faharoa amin’ny fifanintsanana CAN 2021 atao any Camerona. Continuer la lecture
POLISIM-PIRENENA: Tsy kidnapping no nahazo an’i Tania fa “sequestration”
Hita soamantsara omaly 18 novambra 2019 i Tania. Continuer la lecture