Auteur .


Funérailles du Pr Zafy : Inhumation avec tous les honneurs…


Samedi dernier, ont eu lieu dans la commune de Betsiaka, à une vingtaine de kilomètres d’Ambilobe, les funérailles de l’ancien Président de la République, non moins Professeur titulaire en Chirurgie cardio-thoracique, Albert Zafy, décédé à l’âge de 95 ans.  Madagascar vient de perdre un « olomanga », un digne fils de la nation, n’ont eu de cesse de le qualifier ceux qui ont pris la parole depuis sa mort la semaine dernière jusqu’à son enterrement ce samedi dernier dans son village natal.

Continuer la lecture


Ny politika dia politika : Ny fahoriana kosa iombonana


Maty tsy hiverina intsony ny Profesora Zafy Albert…Lasa any Rome-Italie  hikaroka ny mahasoa kokoa ny firenena ny Prezidà Rajaonarimampianina…Nakatona ny ozinina AAA-Tiko an-dRavalomanana fa misy ny fifandroritana amin’ny fanjakana… Lany ho filoha mpitarika ilay antsoina hoe : rafitra hanao ny fampihavanam-pirenena i Maka Alphonse…Nahazo talé Jeneraly vaovao ilay kaompania « menavody » an’ny fanjakana…

Continuer la lecture


Lalao Ravalomanana – PM Solonandrasana : Toujours la zizanie sur la question de subvention


Au Carlton d’Anosy, lors de l’ouverture du   Colloque international axé sur le thème « Les finances locales dans les pays d’Afrique francophone Subsaharienne » qui prendra fin demain vendredi, la maire de la Capitale Lalao Ravalomanana au cours de son allocution a tenu à parler du sujet de la zizanie entre la CUA et le gouvernement à propos des subventions dues à sa commune en ces termes « … en dépit de son statut particulier en tant que Capitale de Madagascar, la ville d’Antananarivo n’a jamais perçu de subventions depuis 2015, année où j’étais suis élue maire,  pourtant inscrites dans la Loi des Finances 2015-2016 et ce, jusqu’ici (sic)»

Continuer la lecture


Fiangonana Protestanta Malagasy Andafy : Nandalo Pasitera Ravalitera Jean


Nandalo teto Dago ny Prezida Synodaly (PS) Fiangonana Protestanta Malagasy Andafy (FPMA). Fantatry ny besinimaro teto an-tanindrazana sy ny any Eoropa araka ny anarany feno Ravalitera Jean, Mpitandrina. Docteur en Théologie ny lehilahy. Vahiny tsy nampoizina izy ka fifaliana lehibe ho an’ny Sakaizan’ny FPMA no nandray azy niara-nivavaka tetsy amy ny foibe Frenjy Faravohitra. Ny Dr Razafindrakoto Georges, Pastora FLM A         mbatovinaky no nitory ny Didy Vaovao (Jao. 13, 34-35). Continuer la lecture


Grève illimitée du SMM-SGM : L’appareil judiciaire paralysé


Si le début de la grève illimitée des deux syndicats SMM et SGM a été peu suivi et marqué par la rencontre entre la ministre de la Justice Elise Rasolo et les deux présidents des syndicats des Magistrats et des Greffiers. Selon leurs dires,  à l’issue de la réunion, la ministre a promis de satisfaire dans les détails leurs revendications. Mais faisant fi de cette promesse, les deux syndicats ont décidé qu’en attendant sa concrétisation  et jusqu’à la satisfaction de leurs  revendications, les magistrats et les greffiers vont continuer leur grève commune et vont la durcir.

Continuer la lecture


Lanterne taxi-ville eto Antananarivo : Maimaim-poana sady tsy an-tery no ahazoana izany


Telo tonta no namolavola ny tetikasa ho amin’ny fanatsarana ny fampiasana ny fitaterana an-dRenivohitra eto Antananarivo. Teo ny CUA (Kaominina Antananativo Renivohitra) , ny FTAR (Fikambanan’ireo matihanina amin’ny fanaovana ny Taxi-ville) ary ny  orinasa tsy miankina Publimotion. Efa nanomboka tamin’ny Desambra 2016 no nahatafatambatra ny rehetra tamin’ny hoe mila hazaina sy tsy tokony hahazo sehatra intsony ny mpitandraka ny asa fitaterana amin’ny « fomba maloto ». Continuer la lecture


Anosivavaka Ambohimanarina 1929 : Nilatsahan’ny Fanahy Masina


“Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika” (II Tim 1, 8a). Izany fampirisihin’ny Apostoly Paoly an’i Pastora Timoty zanany izany no Teny fanevan’ny faha-88 taona nandresena ny sampin’Andriambodolova tetsy Anosisoa Ambohimanarina. Nivoaka pagina voalohan’ny gazety Diavolana sy gazety an-tsoratra hafa tamy ny 8 septambira 1929 tokoa ny lohateny vaventy hoe: “Ampiady andriamanitra Iombonimanana sy ny Kristiana”. Mpisoron-tsampin’Andriambodolova Iombonimanana, na Ramiaramanana”.

Continuer la lecture