Notokanana tamin’ny fomba ofisialy androany maraina 19 jolay 2018 ny trano vaovao an’ny ivon-toeram-pampianarana fampitain-davitra CNTEMAD. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
« International Champions Cup »: Hahita ny lalao rehetra i Madagasikara
Lasa ny mamba misosoka ny voay. Tao aorian’ny nahavitan’ny fiadiana ny amboara eran-tany eo amin’ny lalao baolina kitra tonga indray ny « International Champions Cup » (ICC). Continuer la lecture
Didim-poitra : Ireo toromarika tokony arahina
Mampitarazoka ny fery amin’ny zaza vao avy natao didim-poitra ny tsy fanajàna ny fahadiovana. Raha ny fomban-drazana Malagasy dia tondrahina “ranomahery” ny filahian’ilay zaza rehefa avy noesorina ilay hoditra manarona ny filahiany (tsitsy). Continuer la lecture
« Ambatovy Local Business Initiative » : Manampy ny orinasa madinika sy salantsalany
Niteraka famoronan’asa hafa ankoatra ny fitrandrahana « Nickel sy Cobalt » ny orinasa ao Ambatovy. Tsy manao asa afa-tsy ny fitrandrahana ireo harena an-kibon’ny tany roa ireo ny orinasa kanefa misy ny filàna isan-karazany ilainy amin’ny fanodinana ny orinasa . Continuer la lecture
« Centre Culturel et Social » Mampiofana arak’asa ireo tanora sahirana
Zava-dehibe ho an’ny toeram-panofanana arak’asa « Centre Culturel et Social » ( CCS ) ao Anjoma, Toamasina ny fampianarana ny mpianatra amin’ny fiarovana tsy ho azon’ny loza eo am-panatanterahana ny asa ataony rehefa vita ny fiofanana. Continuer la lecture
FAPBM: Voasoroka ny fanimbana ny faritra arovana
Vola mitentina 7,5 miliara Ariary nanampiana ireo mponina miankin-doha amin’ireo faritra arovana eto Madagasikara. Dingana voalohany hiarovana ny vala-java-boahary ny fanampiana ireo mponina mivelona amin’ny zava-boahary ao anatiny. Continuer la lecture
S’PSS: Vahaolana ho an’ny fandriampahalemana
Ahitana orinasa matihanina amin’ny fiarovana ny ain’olona sy ny fananany eny amin’ny « salon des produits et solutions de sécurité » (S’PSS). Mivondrona ao anatin’ny trano heva telopolo izy ireo. Nanomboka androany 13 jolay 2018 ny hetsika ary hifarana rahampitso 14 jolay 2018 izany. Continuer la lecture
Pasitera Mailhol: Kandidan’ ny « Pôpôv »
Manao izay ho afany ireo kandida amin’ity fifidianana filohampirenena ity miseho etsy sy eroa. Vonona tanteraka amin’ny fifidianana ny antoko Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara (GFFM). Continuer la lecture
Fanorenana ifotony: « Hery » inona no anatanteraha azy ?
Eo anatrehan’ny fahafantarana ny fotoana hanaovana ny fifidianana, maneho ny heviny ny mpanao politika, ny sendika, ny olom-pirenena…Tsy hita ihany izay anaovana azy ireo , ny sasany efa maneho ny fahavononana hiatrika fifidianana. Continuer la lecture
Fanatsarana ny sidina anabakabaka: Tosika ho an’ny fizahantany
Tombony ho an’ny mpandraharaha miantsehatra amin’ny tontolon’ny fizahantany ny fananganana ny kaompaniam-pitaterana anabakabaka vaovao Tsaradia. Continuer la lecture











