Efa misy ny teknikam-pambolena hiatrehana ny fahasimban’ny nofon-tany sy ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro izay miseho amin’ny alalan’ny tsy fahampian’ny rotsakorana, ny fikorontanan’ny tetiandrom-pambolena sy ny maro hafa. Continuer la lecture
Auteur lynda
ONG RTM- MENETP: L’accès à une éducation de qualité pour l’inclusion et égalité sera assuré
La vulnérabilité socio-économique d’une partie croissante des familles entrave la scolarisation de leurs enfants, particulièrement les enfants en situation de handicap. Continuer la lecture
FANAMPIANA NY MAHA OLONA: Ho haingana kokoa ny famoahana azy eny amin’ny seranan-tsambo
Firenena marefo amin’ny loza voanjanahary sy ny fiovan’ny toetr’andro i Madagasikara. Betsaka ireo olona manome fanampiana ho an’ireo traboina saingy misy amin’izy ireny no mihitsoka ao amin’ny seranan-tsambo satria mifanaraka amin’ny filàna hiatrehana ny voka-dratsin’ny loza voanjanahary akory. Continuer la lecture
FOFIFA: Mpiasa 200 isa, fito volana tsy nandray karama
Efa feno ny kapoaka ka nitokona tsy niasa ireo mpiasan’ny FOFIFA ( Foibem-pirenena momba ny fikarohana ampiharina amin’ny fambolena). Nanao fitokonana teo anoloan’ny biraon’ny FOFIFA teny Ampandrianomby ny telo ampahaefatry ny mpiasa ny 24 septambra 2019. Continuer la lecture
CHANGEMENT CLIMATIQUE : La fondation Telma intensifie ses projets
Madagascar figure parmi les dix pays les plus vulnérables au changement climatique, accusant en parallèle une perte de près de 90% de sa forêt et est à ce jour l’une des nations les moins bien préparée aux grands changements climatiques. Continuer la lecture
MINISTERAN’NY SERASERA: “Atao izay hahakivy ny mpanao gaboraraka”
Distrika maro toy an’Antananarivo, Ambanja, Antsohihy, Farafagana, Marolambo, Ambovombe no nahitàna haino vaky jery ary fahitalavitra nomerika nisokatra tampoka tao anatin’ny herinandro vitsivitsy izay, araka ny fanadihadiana nataon’ny foibe fandrindrana ny orinasan-tserasera (DRM). Continuer la lecture
INTERNET GOVERNANCE FORUM: Ho dinihana ny hahamora ny saran’ny internet
Efa zary fampiasa amin’ny andavanandrom-piainan’ny Malagasy sasantsasany ny aterineto (internet) ankehitriny. Continuer la lecture
FESTIVAL DES FIBRES NATURELLES : Opportunité pour les artisans d’acquérir les marchés en Europe et Etats-Unis
Actuellement, les produits artisanaux fabriqués à bases de fibres naturelles aux teintes et couleurs naturelles sont très recherchées en Europe et aux Etats-Unis. Continuer la lecture
SECES ANTANANARIVO: Mivoana amin’ny teny nomen’ny praiminisitra ny ataon’ny ministera
Miandry valinteny avy amin’ny praiministra Ntsay Christian na fitondram-panjakana ny SECES Antananarivo. Mangataka valin-teny izy ireo na mbola mitàna ny teny nomeny ny lehiben’ny governemanta na tsia momba ny fitantanana ny oniveriste miankina amin’ny fanjakana sy ny foibem-pikarohana nasionaly. Continuer la lecture
FIA 2019 : Tozzi Green présente en exclusivité le livre pour enfants « le soin de la terre »
Pour une agriculture durable et inclusive dans le Sud Madagascar. Tel est l’objectif du Tozzi Green. Afin de présenter au public ses activités agricoles à Madagascar, ses actions de revalorisation des vastes étendues de terres dans le Sud du pays et les retombées socio-économiques de son implantation, la société participe à la Foire Internationale de l’Agriculture (FIA) qui se teint du 12 au 15 septembre 2019 au Forello Tanjombato. Continuer la lecture











