Auteur lynda


GRAND NORD DE MADAGASCAR: La ZES d’Andrakaka augmentera le niveau de vie


La deuxième conférence sur les investissements stratégiques dans le Nord de Madagascar (C2ISNM) concrétisera la mise en place d’une zone économique spéciale (ZES) dans le plateau d’Andrakaka, Diego-Suarez. « Cette ZES contribue à une stabilité économique et sociale, facteurs de garanties de la sécurisation des investissements », déclare le Vice-Président de l’Assemblée nationale Antsiranana et Initiateur de ce projet depuis 2014, Freddie Mahazoasy. Continuer la lecture


FANARENANA AIR MADAGASCAR: Ho averina indray ny fanajana ny ara-potoana


Zato andro taorian’ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’ny “Air Madagascar” sy ny “Air Austral”, efa miroso tsikelikely ny fanarenana ny kompaniam-pitaterana Malagasy. Amin’ny alalan’ny drafitra fanovana “Alefa 2027” no lalan-jotra hanatanterahana ny drafitra stratejika nifanarahan’ny roa tonta hanatsarana ny fomba fitantanana sy ny kalitaon’ny tolotra omena ny mpanjifa. Continuer la lecture


LAKAN-DRANO TSENTSINA: Trano miorina tsy ara-dalana 1000 ho arodana


Hiroso amin’ny fanadiovana ny lakan-drano “canal C3” izay mampikoriana ny rano manomboka any Anosibe, Namontana, 67 ha, Ankasina, Ankazomanga, Anosivavaka ary mifarana eo Ambodimita ny Ministeram-panjakana misahana ny tetikasan’ny Filoham-pirenena, fanajariana ny tany sy ny fampitaovana (M2PATE). Ankoatra ny fanadiovana, hohamafisina ny sisiny ny lakan-drano ary hohatsaraina ny morony. Continuer la lecture


GARE ROUTIERE AMBOHIMANGAKELY : 35 % ny foto-drafitra asa sisa no tsy vita


Hotokanana amin’ny volana martsa ny toby fiantsonana vaovao eny Ambohimangakely. Nandeha nitsidika ny fizotran’ny asa teny an-toerana ny tomponandraikitra teo anivon’ny Ministeram-panjakana misahana ny tetikasan’ny Filoham-pirenena, ny fanajariana ny tany sy ny fampitaovana (M2PATE) , ny Ministeran’ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro sy ireo koperativa hampiasa ny « gare routière » androany 31 janoary 2018. Continuer la lecture