Ny 21 novambra ka hatramin’ny 16 desambra 2021 any Porto Rico no hanatanterahana ny Miss Monde 2021. Saya Nellie Anjaratiana, Miss Madagasikara 2020 no hisolo tena an’i Madagasikara. Continuer la lecture
Catégorie Actus
TETIKASA GeneRice : Fikarohana ara-tsiansa sy ny zava-misy eo amin’ny fiaraha-monina sy eo am-pizahana marimaritra iraisana
Raha hadika avy amin’ny teny anglisy ny lohatenin’ny tetikasa hoe GeneRice dia hoe : Famoronanana sy fanapariahana karazam-bary nohatsaraina niainga tamin’ny fanontana ny andiana zena ao aminy mba hahafahany mitrandraka misimisy kokoa ny singa azota (toetra tsy hita maso ary sarotra faritana). Continuer la lecture
COVID-19 : Le courrier du Dr Maurice Collin
Compte tenu de l’importance du papier de notre ami Maurice Collin, nous jugeons utile de le faire paraitre in extenso à travers les colonnes de notre journal Délire Madagascar.
Razaka Oliva, Rédacteur en chef Continuer la lecture
FETIN’NY NOELY: Manomboka ny 15 novambra 2021 ny fihenam-bidy amin’ny ireo vokatra Startimes rehetra
Fomba fanaon’ny Startimes ny manao fihenam-bidy amin’ireo vokatra misy ao aminy rehefa ankatoky ny fetin’ny krismasy sy faran’ny taona. Continuer la lecture
PROTESTANTISME: La SFPMA reprend ses activités
Le SFPA ou Sakaizan’ny Fiangonana Protestantra Malagasy Andafy, littéralement les amis et sympathisants de l’Eglise Protestante Malgache Outremer, reprend ses activités post déconfinement.
En effet, comme toutes les entités socioprofessionnelles, le SFPMA est « paralysé » par la pandémie et se trouvait pendant longtemps désœuvré de ses activités à multi facettes, entre autres spirituelles et sociales. Mercredi 10 novembre 2021 le président Rasolondrainibe Jean Veloson a dirigé une seconde retrouvaille après le retour au normal de la vie au quotidien. Continuer la lecture
CHEF D’ARRONDISSEMENT ADMINISTRATIF : Mirongatra ny tambazotra mpanadio bokin’omby (FIB)
Manaitra ny fanjakana ny chef d’arrondissement administratif (CAA) eto Madagasikara fa mirongatra ny tambazotra mpivarotra sy mpividy omby halatra tato ato noho ny tsy fampiharana ny arrêté 7916/2020 nivoaka tamin’ny 28 aogositra 2020, araka ny fanazavan’ny mpitondra tenin’ny CAA, ny 10 novambra 2021. Continuer la lecture
FOIRE ECONOMIQUE-COMMERCIALE DES 23 REGIONS : Ambohipihaonan’ny mpandraharaha
Efa vonona tanteraka ny mpikarakara ny « Foire Economique-Commerciale des 23 régions » sy ireo faritra hampiantrano izany. Nampahafantarina ny 10 novambra 2021 tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina ny vaovao tsara ho fantatra momba ity hetsika karakarain’ny Mada Vision ity. Continuer la lecture
PADERNE : Outils pour maîtriser l’urbanisation et l’utilisation de l’espace autour de la Rocade d’Iarivo
Dans le cadre de la mise en œuvre du Projet d’Aménagement et de Développement des abords de la rocade nord est (PADERNE), le comité de pilotage co-présidé par le Ministre de l’Aménagement du Territoire et des Services Fonciers et les Maires des 3 Communes a effectué une réunion ce lundi 08 novembre 2021. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR – SUPERCODEURS: Ankizy 40 nahazo fanentanana momba ny fikorantanan’ny toetrandro
Noho ny fivorian’ny firenena mikambana (ONU) momba ny toetrandro andiany faha-26 (COP26) atao any Glasgow, nanomboka ny 1 ka hatramin’ny 12 novambra 2021, nikarakara atrikasa #SuperCodeurs nampitondraina ny lohateny hoe « Codons pour la planète » ny Orange Madagascar sy ny PNUD (Programme des Nations Unies pour le Développement). Continuer la lecture
AJE-OJM-CRIMAD: Manameloka ny herisetra sy fakana ny fitaovan’ny mpanao gazety niasa tany Menabe
Manoloana ny herisetra nataon’ny tomponandraiki-panjakana iray ao amin’ny faritra Menabe ny mpanao gazety nanao ny asany nandritra ny fandalovana tao amin’ny ala arovana Kirindy, anatin’ny faritra arovana Menabe Antimena dia manaitra ny tomponandraikitra isan-tsokajiny handray ny andraikitra tandrify azy avy sy ny fepetra mifanaraka amin’izany ny fikambanana mpanao gazety mikirakira ny tontolo iainana (AJE), ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara (OJM) ary ny fikambanan’ny mpanao gazety paka sary (CRIMAD). Continuer la lecture





















